Araka ny lalàna manan-kery dia tsy tokony hanao asa hafa ivelan’ny asany ireo mpiasam-panjakana. Voakasik’izany ireo mpampianatra amin’ny oniversite. Tsy tokony hanana oniversite tsy miankina ihany koa, araka izany, ny mpampianatra amin’ny oniversite. Misy anefa mandika ireo lalàna ireo. Mijoro manohitra izany ary te hampihatra lalàna ny vaomiera manokana mikarakara […]
Auteur/autrice : Adnews
Takaitran’ny rivodoza Honde: Nitombo ho 99 890 ny traboina, ho betsaka ny orana any avaratra
Araka ny tatitry ny BNGRC omaly maraina, nijanona ho valo ny isan’ny olona maty vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Honde tany amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Olona iray no tsy hita popoka ary 88 ireo naratra. Nitombo ho 99 890 ny isan’ny traboina (tokantrano 23 483) ka ny 25 272 any Androy, 54 […]
SOMBIM-BAOVAO
Ratsy fanombohana ny ekipa malagasy Squad X tao anatin’ny lalao voalohany natrehiny nanoloana ny ekipan’ny Quatres Bornes Maorisiana. Niondrika tamin’ny seta 3 no ho 0. Etsy ankilany, tsara kosa ny vokatra ho an’ny ekipan’ny GNVB, lahy sy vavy, hatreto. Fandresena roa izao no azon’ny GNVB, sokajy lehilahy ary fandresena iray […]
Lomano-Mada 25m: Zava-bita tsara indrindra telo montsana
Zava-bita tsara indrindra 3 no montsana, nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja lomano, ho an’ny dobo filomanosana 25 metatra. Fifaninanana notontosaina teny amin’ny Esca Antanimena, ny faran’ny herinandro, izay nahitana mpandray anjara 457, avy amin’ny ligim-paritra 7, manerana ny Nosy. Teo amin’ny 50 m dos, nomontsanin-dRabejaona Holy Antsa ny […]
« Ligue des Champions » : Hafana ny lalaon’ny Liverpool sy ny PSG
Hotanterahina anio, ao amin’ny Kianja Parc de Princes France, ny fifanandrinan’ny Paris Saint Germain, ekipa mpampiantrano sy ny Liverpool FC, anglisy. Fihaonana izay tafiditra amin’ny lalao ampahavalon-dalana mandroson’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, « Ligue des Champions 2025 ». Raha ny valin’ny fikarohana natao, mbola manala vela amin’ity ekipa […]




