Paositra Finances, une institution malgache de microfinance (IMF) agréée par la Commission de supervision bancaire et financière (CSBF), investit dans l’accompagnement des particuliers et des entrepreneurs. « Depuis l’ouverture de sa première agence en septembre 2024 à Antaninarenina, l’institution a rapidement étendu son réseau, avec aujourd’hui 20 agences réparties sur l’ensemble […]
Auteur/autrice : Adnews
Nouveaux prix des carburants: le sans-plomb en baisse, le gasoil et le pétrole lampant en hausse
Depuis minuit, les prix des carburants ont de nouveau été ajustés. C’est la troisième révision des prix opérée depuis le début de l’année. Le prix du sans-plomb baisse, alors que ceux du gasoil et du pétrole lampant ont augmenté comme il a été confirmé par l’Office malgache des hydrocarbures (OMH). […]
Baolina kitra SOKAJY vehivavy : Tafita amin’ny dingana famaranana ny Askam Afa
Nifarana ny 1 marsa lasa teo, tany amin’ireo faritra telo: Ihosy sy Antsirabe ary Mahajanga, ny dingana faharoan’ny fifaninanam-pirenena, sokajy vehivavy, taranja baolina kitra. Anisan’ireo klioba sambany nandray anjara, nefa tafita amin’ny dingana farany, ny Askam Afa Itasy, izay nifaninana tao Antsirabe. Nilaza ny mpanazatra azy ireo, i Manitriniaina Steve […]
SOMBIM-BAOVAO
Hitsara ny lalao hihaonan’i Guinée sy i Somalia, ilay Malagasy mpitsara, Rakotojaona Andofetra Avombitana, raha ny vaovao azo omaly. Tsy lalao ara-pirahalahiana akory ity tsarain’ ity Malagasy mpitsara iraisam-pirenena ity, fa fihaonana izay hiadiana ny tapakilan’ny Mondial 2026, izay hatao any Meksika. Vokatra tsara hatreto no azon’ny ekipan’ny GNVB, miatrika […]
filoha vaovao : Ho fantatra ny volana avrily ny FMTKD
Araka ny fanadihadiana natao omaly, hotontosaina ny 12 avrily ho avy izao, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo WT (FMTKD) vaovao. Fantatra amin’io fotoana io izany ny anaran’ny olona hitantana indray ny FMTKD. Tsara ny mampahafantatra fa efa nijoro nanomboka ny volana febroary teo, ny Comité Ad’Hoc, izay […]




