Auteur/autrice : Adnews

Egalité de traitement des détenus: le ministre de la Justice ordonne la fermeture du quartier « Maputo »

Le ministre de la Justice et garde des Sceaux, Benjamin Rakotomandimby a effectué une visite inopinée, hier, à la Maison Centrale d’Antanimora, accompagné de son équipe, incluant le directeur du cabinet, le Directeur administratif et financier, le Directeur général de l’administration pénitentiaire, la procureure de la République du Tribunal de […]

Antenimieran’ny varotra sy indostria Atsinanana : Tsy hialan-dromoromo sy fitakian’ny mpiasa

Anisan’ny sampandraharaham-panjakana fa saingy ny tsy miankina no mandrefy sy mandidy amin’ny An­tenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara. Raha tsorina dia misy rafitra roa eo anivon’ity sampandraharaha ity ka ny rafitra voalohany dia ireo solontenan’ny vondrona mpandraharaha, tarihin’ny filohany, manana lefitra. Miampy ireo mpanolotsaina miisa 30 mandrafitra an’ izany, […]

Jean Nirina R. : «Tokony haverina ny rafitra fokonolona»

Maro ny olana saro-bahana eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao. «Tokony haverina sy homen-danja ny rafitra fokonolona eny anivon’ny fokontany», hoy ny sefo fokontanin’ Anosizato Atsinanana, Rafanomezantsoa Jean Nirina, nandritra ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety, omaly, manoloana ny olana sendrain’ny fiarahamonina amin’izao fotoana izao. Misy fokonolona manao tsinontsinona ny fiarahamonina. […]

FLMN : Hamafisina ny tanjaky ny fiangonana

Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fihaonana an-tampon’ny birao foiben’ny Fiangonana loteranina ma­lagasy nohavaozina (FLMN). Niarahany tamin’ny komity foi­be sy ny solontenan’ny FLMN isan-tsinoda ary ny fitandremana maro sy ny zanaka am-pielezana maro samihafa manerana ny Nosy izany. «Andiany voalohany ny fihaonana izay nahafahana nanao ny dinikasa lehibe namaritana ny […]