Amin’izao fotoana, miakatra ho 1 tapitrisa ireo mpisitraka fiahiana sosialy ao amin’ny Cnaps. Tena ambany kosa izany raha ny taona 2023, indrindra ho an’ireo mpiasa amin’ny sehatra tsy miankina. Nanodidina ny 7 hetsy ireo misitraka izany fiahiana sosialy izany teo aloha. 9 alina ireo mba misitraka fisotroan-dronono ary 250 000 […]
Auteur/autrice : Adnews
Depiote Rajerison Antoine : “Mila tetibola ny fiatrehana ny fiovaovan’ny toetr’andro”
“Ny fanjakana mampiasa ny volam-bahoaka amin’izao tokony hametraka hoe: mety hisy fotoana tsy ilatsahan’ny orana ao anatin’ny herintaona, mety misy ny fotoana latsaka ihany ny orana fa efa tratra aoriana be toy izao”, hoy ny depiote Rajerison Antoine “Ny fanjakana mampiasa ny volam-bahoaka amin’izao tokony hametraka hoe: mety hisy fotoana […]
INDRAY MIJERY
Tontosa ny fiofanana ho an’ny mpampiofana tao amin’ny faritra Diana, nandritra ny roa andro. Nifantoka tamin’ny fahafinaretana sy ny fahasalamana ara-pananahana sy ara-piraisana ho an’ny olona manana fahasembanana izany. Nandray anjara ireo solontenan’ny fikambanana miaro ny zon’ny olona manana fahasembanana sy ireo mpiasan’ny fahasalamana, izay efa niara-dia tamin’ny tetikasa hatrany […]
MEF-Pnud : Natao ny tombana, naroso ny tondrozotra
Nikarakara jery todika, fanao isan-taona, ho an’ny taona 2024 sy ny fanolorana ny tondrozotra sy paikady ho an’ny taona 2025 amin’ny fandaharanasa 2024 -2028 ny governemanta malagasy sy ny fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny fampandrosoana (Pnud), omaly, teny Anosy. Fanamafisana ny fanjakana tan-dalàna, ny fandriampahalemana, ny fanatsarana ny vokatra azo […]
Faritra andro ratsy: Vinavinaina ho lasa rivodoza
Momba ny toetry ny andro, omaly maraina, tany amin’ny manodidina ny 650 km andrefana somary avaratra andrefan’i Toliara no nisy ny foiben’ilay andro ratsy miforona ao amin’ny Lakandranon’i Mozambika. 55 km isan’ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 75 km isan’ora manakaiky ny foibeny. Mikisaka mianatsimo andrefana izy ka […]




