Notanterahina teny amin’ny fonjaben’ Antanimora, omaly, ny fananganan-tsaina eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nitarika izany ny minisitra Rakotomandimby Benjamin Alexis. Nambarany tamin’ny lahateniny fa betsaka ny zavatra vita ka ilana fanohanana ireo manao ezaka, miaraka amin’ny fanampian’ny fitondram-panjakana sy ireo mpiara-miombon’antoka. Notsiahiviny koa fa efa niditra ny 23 febroary teo ireo […]
Auteur/autrice : Adnews
Amin-kitsim-po
Tomponandraikitra. Nahoraka tamin’ny tambajotran-tserasera ny fiakaran’ny ranobe etsy sy eroa, saika manerana ny lafivalon’ny Nosy. Maro ny fotodrafitrasa dibo-drano sy simba, niteraka resabe sy fanakianana ny fitondram-panjakana izany. Dokotera aorian’ny fahavoazana hatrany anefa Ramalagasy. Tompondakan’ny fifanomezan-tsiny sy ny fanilihana andraikitra. Raha misy ny voina, raha misy ny fahasimbana, mihazakazaka […]
Banky iraisam-pirenena – MFFT : Manohana ny fampandrosoana ny tanàn-dehibe
Mamita iraka eto amintsika ny eo anivon’ny Banky iraisam-pirenena misahana ny fampandrosoana ny tanàn-dehibe, tarihin’i Catalina Marulanda. Noraisin’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany, Andriantsitohaina Naina, izy ireo, omaly, tetsy Anosy. Hijery ny fampiharana ny tetikasa Produir, fampandrosoana ny tanàn-dehibe ireto delegasionina ireto. Eo koa ny tombana amin’ny […]
TSELATRA
Olona telo no efa voasambotra noho ny raharaha famonoana ny ben’ny Tanàna voafidy tany Mangataboahangy, disitrikan’Ambatofinandrahana, Ranivoarivony Narindraniaina, ny zoma 21 febroary 2025 teo , tamin’ny 7ora hariva. Efa atao fanadihadiana eo anivon’ny zandarimaria any Ambatofinandrahana izy ireo amin’izao fotoana izao. Mety ho vono niniana natao no nokendrena natao tamin’izy […]
Analankinina Hopitalibe : Tranona mpianatra voaroba
Nitrangana vaky trano indray tany amin’ny fokontany Analankinina Hopitalibe, parisela 12/21-22, zana-paritra fahefatra, ny sabotsy hifoha alahady teo. Vaky trano maromaro no niseho tao amin’io toerana io, raha ny fanazavana voaray avy amin’ny mponina any an-toerana. Amin’ny ankapobeny, tranona mpianatra ho mpitsabo mpanampy eny anivon’ny sekoly ambony avokoa ireo niharan’ny […]




