Maty voatifitry ny polisy avy amin’ny Uir ny alahady 23 febroary vao mangirandratsy, ny jiolahy roa. Tratra teo am-panendahana olona hody avy namonjy lanonana ireo olon-dratsy miisa efatra. Nahazo antso avy amin’ny olon-tsotra ny mpitandro filaminana, ka tonga ara-potoana nijery ny zava-misy. Nitsoaka avy hatrany izy ireo vantany vao nahita […]
Auteur/autrice : Adnews
Nianjeran’ny biriky: Zazalahikely roa taona maty
Vokatry ny rotsakorana nandritry ny alina, nianjera tao amin’ny lakozia iray tetsy Ambanidia Volosarika ny tamboho teo amboniny, omaly. Vokany, maty voatotan’ny biriky ilay zazalahikely roa taona sy tapany. Nitrangana fihotsahan’ny tamboho, nahafatesana zazalahikely roa taona sy tapany, tetsy Ambanidia Volosarika, omaly tamin’ny 6 ora sy sasany maraina. Nianjera tamin’ny […]
25 febroary 2025
SOS Sokake Cup 2025: un éco-tournoi international pour célébrer les tortues et la jeunesse
A l’occasion des 20 ans de la SOS Tortues (Station d’Observation et de Sauvegarde des tortues) et des 10 ans du club 67 City FC, un événement d’envergure se prépare à Madagascar. L’association Salamandra Nature et le club 67 City FC, en partenariat avec l’Yfomac Initiative, l’Association pour la Sauvegarde […]
Championnat d’Afrique des clubs champions: les pongistes malgaches ratent le coche
Du 22 au 24 février 2025, Tunis a accueilli le Championnat d’Afrique des clubs champions de tennis de table, une compétition où les meilleurs pongistes du continent ont rivalisé de coups droits tranchants et de revers bien placés. Pour la première fois de son histoire, Madagascar a envoyé ses représentants, […]




