Auteur/autrice : Adnews

Tentative de trouble au pays: le gouvernement reste intransigeant

L’élection de la nouvelle maire d’Antananarivo, Harilala Ramanantsoa, constitue une bonne nouvelle pour la région Analamanga qui y voit une sérieuse opportunité dans la continuité des activités. Cependant, face aux tentatives de déstabilisation, le gouverneur d’Analamanga, Hery Rasoamaromaka, lance une mise en garde. Il a indiqué que le gouvernement ne […]

Minisitra Andriantsitohaina Naina: “Arovantsika amin’ny taniny ny tantsaha”

Fanamby goavana. Nambaran’ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina fa manana andraikitra eo amin’ny fambolena ny eo anivon’ny minisitera tantaniny. Anisan’ireo nandray anjara tamin’ny “Journée de concertation nationale sur la transformation agricole”, natao teny Ivato, ny herinandro teo, ny eo anivon’ny MFFT. Voaresaka tamin’izany fa […]

Rasoaniaina Malalatiana : “Mifampiresaka ihany no vahaolana”

“Raha te hitady filaminana isika eto Madagasikara, mifampiresaka ihany no vahaolana. Tsy misy fitiavan-tena tokony hapetraka”. Io ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny vehivavy sady mpikamban’ny birao foibe eo anivon’ny antoko MFM, Rasoaniaina Malalatiana, tamin’ny faran’ny herinandro teo, manoloana ny fisian’ny mpanao politika mpanohitra sasany tsy manaiky ny valim-pifidianana ben’ny Tanàna […]

Toamasina : 147 ireo antontan-taratasin’ady vita fitsarana tamin’ny andiany faharoa

Nisokatra nanom­boka ny 04 novambra hatramin’ny 16 de­sam­bra 2024, ny fotoam-pitsarana mahakasika ny ady heloka bevava an­diany faharoa. Naha­fahana nanao izany ny ordonnance laharana faha-142-CC/CA/­Toa/14, tamin’ny 11 ok­tobra lasa teo. Navoa­kan’ny filoha voalo­han’ny fitsarana am­bony mpisolo toerana, Raso­avololona Perrault Zafinera izany. 13 ireo mpitsara na mpa­moaka didy misahana ny fotoam-pitsarana. […]

VAOVAO TAMBATRA

Miisa 552 ireo nahazoan’i Madaga­sikara fifandraisana sy nampanantena ny hanjifa ny vokatra malagasy, nandritra ny hetsika « Food Ingre­dients Eu­ro­pe » (FIE), ny 19-24 novambra 2024 tany Francfort-Alemaina. Lafo avokoa ny ankamaroan’ny lavanila « bio » ho an’ireo orinasa mpisehatra amin’izany. Hitombo, araka izany, ny vola miditra amin’izy ireo. Voatazona ny 18 000 « palettes » tamin’ny […]