Auteur/autrice : Adnews

Faritra andro ratsy: Mbola mitondra rotsakorana

Omaly maraina, tany amin’ny manodidina ny 376 Km andrefana somary avaratra andrefan’i Morombe no nisy ny foiben’ilay faritra andro ratsy miforona ao amin’ny lakandranon’i Mozambika. Mbola malefaka hatrany ny heriny. 45 km isan’ora ny rivotra miaraka aminy, arahina tafiotra 60 km isan’ora anaty oram-baratra. Nikisaka nianatsimo Atsinanana izy ka nahafaka […]

Fandrindram-piterahana taona 2024 : Niakatra ho 55,5 % ny tahan’ ny fampiasana azy

Misandrahaka mankany amin’ny fanatsarana ny tolotra sy ny rafitra ara-pahasalamana ary ny kalitaon’ny fitsaboana amin’ny fijerena ny maha olona ny asa sy ny ezaka rehetra notanterahina eto anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Niakatra ho 55,5 % ny tahan’ny fampiasana fa­nafody fandrindram-piterahana, ny taona 2024. 4 192 095 ny isan’ireo vehivavy nampiasa tsy tapaka ny […]

Taranja Jiu-jitsu : Manampy ny ankizy hahay hanaja sy hifehy tena

Raha eto Madagasikara, azo lazaina ho taranja mbola zandriny, ny Jiu-jitsu Brezi­liana. Mbola taona vitsy monja izay no nampidirana azy teto an-toerana ary nivoatra tsikelikely izany. Klioba maro no mampianatra ity taranja ity. Anisan’izany ny Klioba Club 101 Jiu-jitsu. Sokajy rehetra no mianatra ny Jiu-jitsu Breziliana ao amin’ity Klioba ity […]