Auteur/autrice : Adnews

Reprise de Base Toliara: les communautés locales donnent leurs bénédictions

Depuis la levée de la suspension du projet Base Toliara en novembre 2024, les cérémonies de bénédiction se multiplient dans les localités concernées, notamment à Tsivonoe, Saka­bera et Belalanda. Ces événements, marqués par des rituels traditionnels, traduisent une nouvelle fois la volonté de cette compagnie minière de collaborer étroitement avec […]

Sombim-baovao

Araka ny fampitam-baovao avy amin’i Bandy Akama, mpanao gazety sy tomponandraikitry ny serasera ao amin’ny klioba Elgeco Plus, omaly, voafidy ho mpanazatra hitondra ny klioba Elgeco Plus, Rafanomezantsoa Oelison na I Careca. Tsiahivina fa efa nitantana ity ekipa ity ihany i Careca teo aloha. Tafita hiatrika ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana […]

Tenisy – Afrika Aostraly: resin’i Zimbabwe i Madagasikara

Nitohy omaly, tany Whindoek Namibie, ny fifanintsanana isan-tarika amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika Aostraly, taranja tenisy, sokajy U14 sy U16, lahy sy vavy. Resin’ny ekipan’i Zimbabwe, tamin’ny isa 2 no ho 0 teo amin’ ny manasa-dalana, ny Akomba de Madagascar U14, lehilahy. Ho an’olon-tokana, resin’i Mauchi, tamin’ny seta 2 […]