Auteur/autrice : Adnews

Voalohan’ny taona: marobe ny voatsodrano

Anisan’ny fanao maneran-tany ny « mitsodrano » amina vanim-potoana na tranga mila izany. Iray amin’ireny ny taom-baovao. Marobe ny olona no voatsodrano… Saingy, mankaiza avokoa izy ireny? Toa tsy manan-kery raha ny filazan’ny sasany? Tafiditra ao anatin’izany ihany koa ny Malagasy izay maro teny tokoa manoloana ny olona hotsofin-drano mba… Matetika, ireo […]

ICC 2025: any Frantsa ny ekipa malagasy

«Coupe du monde des traiteurs» na «International catering cup» (ICC). Anisan’ ny tafakatra eo amin’ny dingan’ny famaranana ny ekipa malagasy ahitana ny cheffe Fenosoa Rahajamalala (cheffe d’équipe), cheffe Bodo Rako­­tovao (coéquipier), co­ach Chef Lalaina ary Rocco An­driamiarisata (juré). Efa any Frantsa izy ireo hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny « ICC » 2025, […]

Tsena any ivelany: manakaiky ny vidina gitara ny valiha

Anisan’ny zavamaneno mampiavaka sy ahafantarana an’i Madagasikara ny valiha. Manomboka mivelatra eo amin’ny tsena ivelany ny varotra atao aminy. Raha ny vidiny no iaingana, efa manomboka mitovy laharana amin’ny gitara. Tany ho any amin’ny faramparan’ny taonjato faha-18, nanomboka na­la­za ny fampiasana ny gitara. Nisandrahaka haingana teo amin’ny tontolon’ny hira ma­neran-tany […]

Fantina sy ny fintina

Voaporofo izao fa mandrebireby vahoaka ireo mpanohitra, araka ny nambaran’ny filoha nasionalin’ny Freedom, Rakotondrazafy Lalatiana, ny herinandro teo. “Nahoana ianareo kandidà Tim eto Antananarivo no tsy mangataka fampitahana ny voka-pifidianana eny amin’ ny Tribunal administratif- Taf fa mitabataba fotsiny”, hoy izy. Hotsaraina, anio, etsy amin’ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny […]

Soa toa lavina

Voalazan’ny mpandinika fa ny kolontsaina sisa tavela raha very na hadino avokoa ny zava-drehetra. Mby aiza izany eto Madagasikara amin’izao taranaka sy fotoana izao? Toa izay kolontsaina maha izy azy ny tena izay indray aza no mila ho very, hadino, rava… Antom-pisiana sy fototra iainana io: fahatahorana an’Andriamanitra, fitandroana aina, […]