Auteur/autrice : Adnews

Tselatra

Maty voatifitry ny mpitandro filaminana ny dahalo raindahiny iray tao Bemasoandro, fokontany Soa Iombonana, kaominina Talata Tsimadio, distrikan’Arivo­ni­mamo, omaly maraina. Mpameri-keloka, efa voasaringotra tamin’ny fanafihana tao amin’ny tanànan’Ambo­hima­sina izy. Mpanendaka nandroba telefaonina voasambotry ny zandary, tao Toamasina, ny alin’ny talata 7 janoary teo. Nosintomin’io tontakely io ny finday teny amin’ny […]

Toamasina: tovolahy voafonja nandositra

Manaraka fitsaboana manokana ao amin’ny sampana fitsaboana saina eo anivon’ny hopitalibe Toamasina ny lehi­lahy iray efa voatsara tamina raharaha heloka bevava. Nan­dositra ny tolakandron’ny talata 7 janoary teo ity tovolahy ity. Voatazona ao amin’ny fonjan’Ambalatavoahangy, nahazo alalana manokana hanaraka fitsaboana saina eo anivon’io hopitalibe an’i Toamasina io ity farany. Nifatotra […]

Renim-pianakaviana voaroba: lasan’ny jiolahy ny vola 3 tapitrisa Ar

Norobain’ny jiolahy nanao taingin-droa tamin’ny moto ny ramatoa iray ka lasa ny vola 3 tapitrisa Ar tao Morarano, Toamasina, omaly. Hamonjy toeram-piasana, nosakanan’ ireo roa lahy io renim-pianakaviana io. Nambanana tamin’ny basy avy hatrany izy, araka ny fitantaran’ny nanatri-maso. Nitohaka tao an-damosiny, raiki-tahotra ilay lasibatra ka nanome ny poketra nisy […]

Tennis – Championnats d’Afrique australe: les Akomba prêts à rééditer leur exploit de 2019 et 2023

Les Akomba U14 et U16 filles et garçons débuteront le championnat d’Afrique australe demain à Windhoek (Namibie). Un tournoi qualificatif pour les championnats d’Afrique U14 programmés à Nairobi (Kenya) du 24 février au 1er mars. Déjà sur place, les protégés du coach Dîna Razafimahatratra ont effectué leur première séance d’entraînement, […]