Notanterahina tao amin’ny EPP Ihosy, ny sabotsy 28 desambra lasa teo, ny fivoriambe ara-potoanan’ny ligy atletisma Ihorombe. Niatrika izany ireo klioba 6 amin’ireo 8 ao anatin’ny seksiona Ihorombe. Nanatrika ny fotoana ny tale mpisolo toerana ao amin’ny DRJS Ihorombe, Tsilihy Raherivelo David, sy,Andriamirija Yannick, tomponandraiki-paritry ny fanatanjahantena an-tsekoly. Taorian’ny tatitra […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Notolorana “certificat de participation” avokoa ireo mpitsara lalao nandritra ny fifaninanana “Agnambahy mifety” notanterahina tany Farafangana. Fifaninanana nifarana ny 29 desambra teo, nahitana taranja maro, toy ny basikety, baolina kitra ary beach-volley. Ankoatra ny fifaninanam-pirenena efa fanao isan-taona, hikarakara “Coupe internationale de Madagascar” ny Federasionin’ny Karate-do malagasy amin’ity taona 2025 […]
Chan 2025: Ao amin’ny satroka faharoa ny Barea
Efa fantatra avokoa ireo firenena 18 tafita hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra, “Chan 2025”. Fifaninanana natokana ho an’ireo mpilalao tsy matihanina sy tsy misy mpilaravinahitra. Mandra-piandry ny antsapaka hahalalana izay iray vondrona, efa navoakan’ny kaonfederasiona afrikanina (Caf) tao amin’ny tranonkalam-pifandraisany, ny alatsinainy lasa teo, ireo […]
Firariantsoa 2025: Samy maniry fahombiazana ny rehetra
Samy maniry ny hahitan’ny mpanao fanatanjahantena fahombiazana avokoa ny rehetra amin’ity taona 2025 ity. Ireto misy mpitantana sy atleta vitsivitsy mirary soa ho an’ny taona vaovao. -Ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny kick boxing, ny jeneraly Lylyson René De Rolland, dia faly miarahaba ireo mpanao fanatanjahantena rehetra izay namiratra sy nitondra avo […]
INDRAY MIJERY
Nofanina momba ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy ny mpiantsehatra 26 avy amin’ny distrikan’i Toliara, Sakaraha, Betioky ary Ampanihy, faritra Atsimo Andrefana. Nikarakara ny hetsika ny mpiandraikitra ny VBG eo anivon’ny minisiteran’ny Mponina niaraka amin’ny UNFPA sy ny Fisa. Nanohana koa ny Brigade féminine de Proximité ao […]




