Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

“TVM’Fety Krismasy”. Fandaharana manokana sy miavaka, novolavolain’ny fahitalavi-pirenena izy ity. Alefa manokana rahampitso 25 desambra, amin’ny maha andro Noely azy. Manomboka amin’ny 7 ora sy sasany ny tapany voalohany ary amin’ny 8 ora alina kosa ny tapany faharoa. Hisy mpanakanto hanafana ny fandaharana, toa an’ny Jaws Band sy ny Olifonica. […]

Tratran’ny vahiny ny tanjony : Very fototra ny taranaka Malagasy

Iray amin’ireo firenena manana ny fototra rehetra ijoroany ny Malagasy. Manahirana ny vahiny ny fisian’izany ka nomontsaniny tamin’ny fomba rehetra. Anisan’izany ny finoana sy fivavahana. Mivavaka ny Malagasy. Notsipahin’ny vahiny izany ka nolazainy fa: «fony mbola tao anatin’ny vanim-potoana maizina ny Malagasy…». Noho ny fanajany ny zavaboahary, nahay nampiasa ny […]

INDRAY MIJERY

Nankasitraka ny BNGRC sy ny tetikasa Mionjo tamin’ny fanomezana fitaovana ahafahany manatante­raka ny asa tandrify azy ny mponina avy amin’ny kaominina Faux Cap, distrika Tsihombe, faritra Androy, taorian’ ny fanamafisana fahaiza-manao sy fanomezana fampitaovana sy kojakoja. Ahafahan’ireo mpiantsehatra eny ifotony mihetsika avy hatrany ny fitaovana fa tsy mifampiandry manoloana ny […]

Fitsidihana arakasa tany Kenya : Nijerena ny kaoperativa momba ny fambolena

Nanao fitsidihana fifanakalozan-kevitra sy arakasa tany Kenya, ny herinandro lasa teo, ny delegasiona malagasy notarihan’ny solontenan’ny minisiteran’ny Asa sy ny fampananasa ary ny asam-panjakana sy ny OIT. Ao anatin’ny fiaraha-miasa telozoro eo amin’i Madagasikara sy Kenya ary Frantsa izany. Nahafahana nanamafy ny fifandraisana eo amin’ny firenena telo tonta sy hifampizarana […]