Auteur/autrice : Adnews

Ampahibe : Niavaka ny fetin’ny Krismasy

Nankalazaina teny amin’ny minisiteran’ny Foloalindahy Ampahibe, omaly, ny Noelin’ny minisitera. Fotoana nifampizarana hafaliana niaraka tamin’ny mpiasan’ny minisitera sy ny ankizy. Niantomboka tamin’ny fotoam-pivavahana izany, narahin’ny fanomezana sehatra manokana ny ankizy tamin’ny alalan’ny fampisehoana seho an-tsehatra, tsianjery sy hira. Nandray anjara tamin’izany koa ireo zaza kambotin’ ny Tafika Malagasy. Nanome voninahitra […]

MFA : Nahitam-bokany ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana

Notontosaina ny 19 de­sambra 2024, tao amin’ny salle d’honneur an’ny minisiteran’ny Foaloalindahy Ampahi­be, ny jery todiky ny asa vita teo anivon’ny minisitera, nandritra ny enim-bolana faharoa ny taona 2024. Nitarika izany fanaovana jery todika izany ny minisitry ny Foaloalindahy (MFA), ny Jly Sahivelo Lala Monja Delphin, ny SG-n’ny MFA, ny […]

ESGN : Nivoaka ireo mpiofana

Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy tao amin’ny sekoly ambonin’ny zandarimariam-pirenena (ESGN) ao Moramanga, omaly, ireo mpiofana miisa 91 mianadahy. Nahitana manamboninahitra ambony miisa 15 sy manamboninahitra lefitra miisa 76. Teo koa ny andiany faha-28 amin’ny fiofanana ambony momba ny fibaikoana sy fitantanana ny fandriampahalemana. Ny andiany faha-38 amin’ny fiofanana ara-miaramila sy […]

Yas Madagascar sy ny UNFPA : Manohana ny CSB II hamonjena aina

Miara-miombon’antoka ho an’ny fanatsarana ny fiainam-piarahamonina sy ny fampandrosoana lovainjafy ny Yas Madagascar sy ny UNFPA amin’ny alalan’ny fampitaovana ireo tobim-pahasalamana fototra, CSB II, eto Madagasikara. Tanjona ny hiantohana ny fiterahana sy fitsaboana ara-kalitao. Fanamby lehibe ho an’ny ankamaroan’ireo CSB II ny fisitrahana ny herinaratra. Voatery mampiasa izay eo am-pelatanany […]

Faha-10 taonan’ny SACUA: Miantso ny orinasa hamaly ny fangataham-piaraha-miasa

Ao anatin’ny fanomanana tanteraka ny fankalazana ny faha-10 taona nijoroany ny fikambanana Syndicat autonome de la Commune urbaine d’Antananarivo (SACUA) amin’izao fotoana izao. Hatao ny 24 janoary 2025 ho avy izao ny fety hanamarihana izany. « Miantso ireo orinasa nanaovana taratasy fangataham-piaraha-miasa (demande de partenariat) izahay mba ha­ma­ly izany», hoy ny […]