A la grande stupéfaction des internautes et des citoyens, les résultats provisoires des élections communales dans la Capitale, proclamés vendredi, ont été modifiés le lendemain sur le site de la Ceni, en faveur de Tojo Ravalomanana. L’organe électoral a réagi très vite en annonçant que son site a été piraté […]
Auteur/autrice : Adnews
Orchestre d’animation Mis’ty
Judo – “Mada Vétérans” : Namiratra i Mamy, i Luc ary i Vestalys
Natao teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, omaly, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy vétérans, taranja Judo. 24 ny mpikatroka nandray anjara izay nizara ho sokajy M1 hatramin’ny M7. Raha atao bango tokana ny valin’ny fifaninanana, tamin’ny alalan’ny Ippon avokoa ny ankamaroany nahazoan’ny mpikatroka ny fandresena. Anisan’ny tena nandrasana ny fiakarana tatami […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotontosaina ny alahady ho avy izao, eny amin’ny Kianja Elgeco plus By-Pass, ny famaranana ny lalao fifanintsanana hiadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, ho an’ny sokajy zandriny U15, lahy sy vavy. Efa azo lazaina fa tompondaka i Madagasikara, efa nahazo fandresena avokoa ny mpilalao, lehilahy sy vehivavy. Marihina fa tetikasa avy […]
Rugby – «XXL Top 12 Mada»: Hanohitra ny FTM Manjakaray ny 3FB
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro faha-11 sady farany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby “XXL Top 12 Mada”. Hanamarika izany ny fihaonan’ny FTM Manjakaray (Dakar) sy ny 3FB Fahasalamana. Tsy manan-tsafidy ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamana amin’ity fa mila mandresy raha te ho tafiditra […]




