Auteur/autrice : Adnews

Base Toliara : Maro ny tetikasa hatao any ifotony

Tanjon’ny orinasa Base Toliara ny mba tena hipaka amin’ny mponina any ifotony ireo tetikasa hataony. Singanina amin’izany ny fanatsarana ny velon-tena, ny sosialy, ny tontolo iainana. Nihaona tamin’ny mpanao gazety any Toliara ny mpitantana ny orinasa Base Toliara, omaly, an­koatra ny efa natao teto Antananarivo, taorian’ny nilazan’ny fanjakana ny fisokafany […]

Karate-“Challenge du Sud-Est” : Fifaninanana hamaranana ny taona

Ho famaranana ny taom-pikatrohana 2024, taranja kara­te-do, hisy ny fifaninanana “Challenge du Sud-Est”, hatao ny 18, 19, 20 ary 21 desambra izao. Ny ligin’i Fitovinany no mikarakara ny fifaninanana izay hotontosaina any Manakara. Tsy misy ho diso anjara ny sokajy rehetra satria manomboka any amin’ny Pupilles hatrany amin’ny Super-Vétérans dia […]

Fivoriana ara-potoana faharoa : Volavolan-dalàna 12 nolaniana teny Anosikely

Notanterahina, omaly, teny amin’ny Lapan’ny Antenimie­randoholona Anosikely, ny lanonam-pamaranana ny fivoriana ara-potoana faharoan’ity andrimpanjakana ity. Olom-panjakana maro samihafa no tonga niatrika izany. Anisan’ izany ny avy eo anivon’ny go­vernemanta, ny avy amin’ny HCC, ny HCDDED ary ny avy amin’ny Antenimierampire­nena. Ankoatra ny famintinana ireo zava-bita nandritra izay 60 andro nanatanterahana […]

Federasionin’ny Taekwondo : Tsy nahazo fanasana tamin’ny fiofanana

Hifarana anio ny seminera momba ny fitsaboana ara-pana­tanjahantena sy ny “dopage”, eto amin’ny faritry ny ranomasimbe Indianina, izay natao nanomboka ny alatsinainy lasa teo, tetsy Mahamasina. Nahazo fanasana avokoa ireo taranja ara-panatanjahantena maro, ankoatra ny Taekwondo WT. Rehefa natao ny fanadihadiana, nilaza ny eo anivon’ny Komity olympika malagasy (Com), fa […]

Fifidianana ben’ny Tanàna Antananarivo: Mitarika ny kandidà Harilala Ramanantsoa

Mivoaka tsikelikely ny vokatra avy amin’ny Ceni. Ho an’ny eto an-dRenivohitra, mitarika vonjimaika ny kandidà Harilala Ramanantsoa. Mitarika vonjimaika ny kandidà Harilala Rama­nantsoa, ho an’ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina eto Antana­narivo Renivohitra. Manana salanisa 48,01% izy, araka ny fironam-bokatra navoakan’ny Vaomiera mahaleo tena misahana ny fifidianana (Ceni), omaly hariva. […]