Ny zavakanto ho fanampiana ny mpiara-monina. Raikitra indray ny “Mozika an-dalambe”, ho an’ity taona ity. Hotontosaina ny sabotsy 14 desambra izao izany, manomboka amin’ ny 11 ora, eny Ampefiloha. Tsy miala amin’ny antom-pisiany hatramin’ny voalohany ny hetsika dia ny fampisehoana zavakanto, hanentanana izay malala-tanana mba hanome ho an’ireo tsy manana. […]
Auteur/autrice : Adnews
Takona ny vanim-potoana sasany : Ovain’ny hevi-diso sy ny diso hevitra ny zava-n(m)isy
Tsy mba nanana alfabeta nandraiketana an-tsoratra ny tantara nisy teto amin’ny taniny ny Malagasy fahiny. Saika tamin’ny alalan’ny lovan-tsofina sy tadidy vava no nametrahany ny hafatra… Hatramin’izao, mbola misy ny Malagasy mihevitra fa voarefin’ny taona gregorianina ny fanisan-taona maneran-tany. Samy manana ny azy. Ny an-dry zareo Sinoa, tsy mitovy amin’ […]
Noho ny zava-misy ao an-tokantrano : Lehilahy ny ankamaroan’ny mpanao herisetra an-tsekoly
Olana eto amin’ny firenena malagasy ny mbola fahamaroan’ny herisetra an-tsekoly. Anisan’ny lasibatra amin’izany, ny ankizivavy sy ny zatovovavy any am-pianarana. Ilaina anefa ny fandraisan’andraikitry ny sekoly manoloana izany. “Betsaka voa sy iharan’ny herisetra an-tsekoly ny vehivavy sy ny ankizivavy”, raha ny fanadihadiana nataon’ny fikambanana ImasoIvoho, izay nanaovan’izy ireo tatitra tetsy […]
VAOVAO TAMBATRA
Homanina ny fomba hitaterana ny milina herinaratra, hapetraka eny Ambohimanambola hanana tanjaka 105 MW. Hisy fepetra manokana nanamafisana ny tetezamby (PK 108+800) amin’ny lalam-pirenena RN2, miainga any Toamasina mankaty Antananarivo, ahafahan’ny fiarabe mitondra ireo milina vaventy ireo. Manatanteraka azy ny orinasa CHEC, izay kendrena ho vita mialohan’ny 22 desambra ho […]
Fitaterana ana habakabaka : Hiampy telo ny fiaramanidina hanao sidina anatiny
Andrasana amin’ny faran’ny herinandro ny fiaramanidina ATR iray an’ny kaompania Madagascar Airlines, hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro, Ramonjavelo Valery, omaly, nandritra ny fankalazana ny faha-80 taona ny Organisation de l’Aviation Civile Internationale (OACI) teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato. Hanampy ireo fiaramanidina telo efa miasa ity ATR […]




