Plus de 10 jours se sont écoulés depuis le début de la campagne électorale, mais les candidats semblent avoir totalement oublié l’existence des chaînes nationales. Très peu de candidats, voire aucun dans nombreuses circonscriptions n’ont envoyé leur vidéo ou audio auprès de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), pour diffusion. […]
Auteur/autrice : Adnews
IDEES EN GOGUETTE (Alliance92) 2024-12-04
MFA : Nandray ny toerany ny tale misahana ny lalàna
Notontosaina teny amin’ny minisiteran’ny Foaloalindahy (MFA) Ampahibe, omaly, ny fandraisan-draharaha nataon’ny tale misahana ny raharaha momba ny lalàna eo anivon’ny MFA, Rakotobe Nivonirina Noferana. Ny filankevitry ny minisitra, ny 27 novambra 2024 lasa teo, no nanendry azy ho amin’io toerany io. Naneho ny fahavononany hanohy ny raharaha nataon’ny teo aloha […]
FAHAVITAN’ny lalana : Manatsara ny fari-piainan’ny olona
Vita soa aman-tsara ny 2 novambra teo ny lalana mampitohy an’Antanambao Manampotsy sy Ilaka Est. Nahafaly ny mponina any an-toerana izany satria nampidina ny saran-dalana sy ny vidin’entana ilain’ny mponina andavanandro. 60 000 Ariary ny saran’ny taksiborosy teo aloha, lasa 10 000 Ariary izany amin’izao. Mankasitraka ny fitondram-panjakana, araka izany, […]
Zotram-pifidianana : Tanora mpianatra 58 nahazo fiofanana
Nanomboka ny 16 septambra ka hatramin’ny 28 novambra teo no nametrahan’ny Friedrich-Ebert-Stiftung Madagascar ny tetikasa “Jeunes reporters francophones 2024”. Tetikasa fanofanana ho an’ny mpianatra amin’ny asa fanaovan-gazety sy serasera amin’ny fandrakofana ny zotram-pifidianana izy ity. Ny Organisation internationale francophone (OIF) no manohana azy. Mpianatra 58 avy amin’ny oniversitem-panjakana sy tsy […]




