Voafidy tao anatin’ny sokajy « tsara kalitao sy zava-baovao » i Madagasikara, nandritra ny hetsika ara-pizahantany iraisam-pirenena, « Salon TT Warsaw 2024 ». Nifarana ny 1 desambra teo ny hetsika, natao tany Varsovia, renivohitr’i Pologne, andiany faha-30. Anisan’ny singa nahazoana an’io fankasitrahana io ny ezak’i Madagasikara hisarihana ny mpizahatany ho avy aty Madagasikara, nataon’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampandrosoana : Tafatsangana ny vovonana PIE
Misokatra ho an’ny rehetra ny vovonana ho an’ny fampiasam-bola amin’ny angovo na « Plateforme des investissements en énergie » (PIE). Hamaly mivantana ny politikan’ny angovo eto Madagasikara izany. Mifanaraka amin’ny tanjon’ny Fampandrosoana maharitra (ODD), izay mikendry manokana ny fisitrahan’ny rehetra ny angovo azo antoka sy maharitra ary amin’ny vidiny mirary, ity vovonana […]
Tetikasa Purpa : Niakatra ho 4t/ha ny voka-bary
Anisan’ny nahafahana nampiakatra ny voka-bary ny tetikasa Purpa. Manampy ny vary, tohana ifantohany koa ny seha-pihariana famokarana varimbazaha, menaka fihinana, sns. Nanomboka, ny taona 2022, ny tetikasa Purpa*, eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), vatsian’ny Banky afrikanina ara-bola. Anisan’ny tanjony ny hanohanana ireo foibe mpikaroka sy mpamokatra […]
SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’i Safidy Mahaliana Andrianisoa (Sentaku), avy amin’ny Team Sly, ny laharana fahatelo teo amin’ny « jeux video, Mzansi Esports Champions ». Fifaninanana ho an’ny vehivavy, natao tatsy Afrika Atsimo, ny 29 novambra ka hatramin’ny 1 desambra lasa teo. « Nanamporofo ny tanjak’i Madagasikara ny fihaonana izay efa avo lenta », hoy i Sentaku. […]
Basikety-« Africa Cup 3×3 »: nomen’ny Yas 4 tapitrisa Ariary ny mpilalao
Manao tohivakana ny fandraisan’ireo mpiara-miombon’ antoka sy mpanohana ny taranja basikety, ekipa Ankoay, vao avy nandrombaka ny amboaran’i “Afrika 3×3”, ny faran’ ny herinandro teo. Omaly, ny Yas Madagasikara indray no nandray sy niarahaba azy ireo, teny amin’ny Campus Andraharo. Ankoatra ny fankasitrahana tamin’ny ezaka vitan’ny Ankoay, sokajy lehilahy sy […]




