Mbola ambany ny tahan’ny olona manana fahasembanana tafiditra eo amin’ny sehatry ny asa sy miasa amina orinasa eto Madagasikara. Sakana mahatonga izany ny toe-tsain’ny fiarahamonina manilika ireo olona sembana ka manakana azy hiaina toy ny olon-drehetra. Eo koa ny olana amin’ny fandresen-dahatra ny mpampiasa hanehoana fa mahavita ny asa ilay […]
Auteur/autrice : Adnews
INDRAY MIJERY
48% amin’ny ankizy eny amin’ny ambaratonga fototra (EPP) ihany no manohy eny amin’ny CEG, hoy ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, omaly. Hanampy ny tanora ho tia fianarana ny tetikasa « Ankizy hihary », izay hapetraka eny amin’ny sekoly Ambaratonga fototra faharoa, CEG. Dimy taona no nisian’ny fandaharanasa nasionaly “Fihariana”, novolavolain’ny filohan’ny Repoblika. Efa […]
Autisme Madagascar: Niova ho Mouvement pour la différence
Tao anatin’ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny olona manana fahasembanana, omaly, nanao fanambarana ny fikambanana Autisme Madagascar. «Tsapan’ny mpitantana ny fikambanana fa mbola fanamby ny ady amin’ny fanilikilihana ny olona manana fahasembanana eny anivon’ny fiarahamonina eto Madagasikara. Tsy ny olona autiste ihany no iharan’izany fa ireo rehetra manana fahasamihafana. […]
Olona manana fahasembanana : Tokony hisitraka zo feno toy ny rehetra
“Ampitomboina ny anjara andraikitra maha mpitari-dalana ny olona manana fahasembanana, ahitana firaisankina maharitra”. Io no lohahevitry ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny olona manana fahasembanana, izay nomarihina omaly. Olona 1 amin’ny 6 no sembana, raha ny tarehimariky ny OMS. Tafiditra ao anatin’ny sokajin’olona marefo izy ireny. Satria, heverina hamoy ny ainy […]
Kolontsain’ny fandraharahana : Hatomboka amin’ny CEG 23 ny tetikasa « Ankizy hihary »
Mpampianatra 22 370 no efa nahazo fiofanana hanatanteraka ny tetikasa « Ankizy hihar »y eny anivon’ny CEG 23, ety am-piandohana. Hamolavola mpianatra hamorona asa ho an’ny tenany no tanjona satria efa manana fahatokisan-tena amin’ny hoavy izy ireo. Notanterahina, omaly, teny amin’ny CEG Nanisana ny lanonana fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny tetikasa “Ankizy hihary”, […]




