Vita sonia ny herinandro teo ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim) sy ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria Frantsa-Madagasikara (CCIFM). Tanjona ny hisian’ny fifaninanana eo amin’ny samy indostria ho an’ny fampiroboroboana ny toekarena malagasy. Hisy, araka izany, ny tetikasa iraisan’ny roa tonta toy ny fifanakalozana, ny fizarana traikefa, Tafiditra […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Manana hatramin’ny 10 desambra izay liana ho tomponandraikitra amin’ny fifaninanana sy fanatanterahana ny fifanarahana ara-barotra ny tetikasa PTASO. Afaka mametraka ny antontan-taratasiny ao amin’ny Immeuble Saifee, akaikin’ny hotel Saifee rihana voalohany, ao Toliara, na mandefa izany amin’ny adiresy mailaka coordonnateur@ptaso.mg sy dika mitovy ao amin’ny ptasocgp@ptaso.mg ireo liana handray ny […]
ZLECAF : Hampiroborobo ny fifanakalozana
Antoka ho an’ny fampandrosoana ny toekarena sy hampiroborobo ny tontolon’ny fandraharahana ny fidirantsika ao amin’ny faritra malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina (Zlecaf). Hanamora ny fifanakalozana ara-barotra eo amin’ ireo firenena samy afrikanina, amin’ny alalan’ny fanesorana ireo mety ho sakana rehetra, izany. Hanamaivana ihany koa ireo dingana samihafa amin’ny fanondranana. Ankoatra […]
PLFI 2025 : Miova ny kajy hitondrana ny haba alaina amin’ny fifanakalozam-bola
Hakana haba 5% ny vola matin’ny orinasa (chiffre d’affaires) ho an’ny fifanakalozam-bola eo amin’ny finday, araka ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana (PLFI) 2025. Lany teny amin’ny Lapan’ ny Antenimierampirenena Tsimbazaza, ny zoma teo, ny volavolan-dalàna laharana faha-022/2024 momba ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana (PLFI) ho an’ny taona 2025. Voatazona ny […]
INDRAY MIJERY
Mibahan-toerana ny orana amin’ny tapany avaratra sy ny afovoantany noho ny fisian’ny rindrin-drahona. Miakatra be ny maripana any amin’ny morontsiraka andrefana sy atsimo atsinanan’ny Nosy. Misy ny faritra mahazo ny fampitandremana noho izay habetsahan’ny rotsakorana izay. Hisy farafahakeliny rivodoza roa mety hahatratra an’i Madagasikara amin’io taona 2025 io. Manoloana ireo […]




