Maty voatifitry ny zandary nandritra ny fifanenjehana tao Maroharona, fokontany Ambalamarina, kaominina ambanivohitr’Ambatomifanongo, distrikan’Ambatofinandrahana, ny zoma teo, ny dahalo roa lahy. Nahazo fampandrenesana avy amin’ny sefo fokontanin’Ambalamarina ny zandary momba ny fisian’ireo andian-dahalo nanafika tao amina tokantrano iray. Lasan’ ireo dahalo nandritra io fanafihana io ny omby efatra. Nanao fanarahan-dia […]
Auteur/autrice : Adnews
Barikadimy : mpangalatra niharan’ ny fitsaram-bahoaka
Tra-tehaky ny mpianatry ny oniversite ny mpangalatra tao amin’ny Campus Barikadimy, ny 30 novambra teo tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Niditra antsokosoko tany amin’ny faritra misy ny trano fonenan’ny mpianatra io lehilahy io. Nanararaotra ny andro maizina, nangalariny ny ordinatera iray. Tsikaritry ny iray tamin’ny mpianatra ny fisian’io olona […]
Mpamongady telo voatafika : vehivavy ny iray amin’ireo jiolahy nandroba
Fihantsiana! Izay no azo ilazana ny fanafihana nataon’ireo jiolahy tao Mangarano Toamasina, ny zoma tolakandro teo. Tranombarotra telo no indray notetezin’ireo mpanafika… Mpamongady telo be izao no indray notetezin’ny jiolahy tamin’io fotoana io. Samy amoron-dalana ireto tranombarotra notafihan’ny jiolahy ireto. Tao anatin’ny fotoana nahamaro ireo olona nifamezivezy teny an-dalambe no […]




