Auteur/autrice : Adnews

Youth Connekt Africa Summit 2024 : mandray anjara amin’ny hetsika i Madagasikara

Hotanterahina any Kigali Rwanda, manomboka rahampitso hatramin’ny talata ho avy izao, ny fihaonamben’ny tanora eto Afrika, “Youth Connekt Africa Summit 2024”. Mahatratra 33 ny firenena mandray anjara, anisan’ izany i Madagasikara. Tanjo­na amin’ny hetsika ny hiresahana betsaka kokoa ny hoavin’ ny tanora eto Afrika. Araka ny vaovao voaray, omaly, efa […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina eto Madagasikara ny 14 ka hatramin’ny 22 novambra ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe indianina, ho an’ny ekipa tompondaka taranja handball (CCCOI 2024). Firenena 8 no handray anjara amin’izany, i Mada­ga­si­ka­ra mpampiantrano, i Maurice, i Seychelles, i Co­mo­res, i Mayottes, i Rodrigues, i Djibouti ary i […]

“Cours des Entraîneurs Niveau 1”: ho fampivoarana ny volley-ball malagasy

Miditra amin’ny andro faha­telo, anio, eny amin’ny Lapan’ ny fanatanjahantena Mahama­sina, ny fiofanana “Cours des Entraîneurs FIVB niveau 1”, taranja volley-ball. Miisa 45 ireo mpanazatra manaraka izany, ka manana solontena avokoa ny ligim-paritra rehetra. Raza­fin­jatovo Honoré, Malagasy mpampiofana iraisam-pirenena no no­tendren’ny FIVB (Fédé­ra­tion Internationale de Volley-ball) hampiofana. Hentitra izy ary […]

“Karate International” : hifaninana any Russie i Finoana

Nanainga, ny talata alina nihazo an’i Moscou Russie, ny Malagasy mpikatroka ny taranja Karaté, Rajaonarison Christian Finoana. Hiatrika ny “Championnat Karate International”, eo amin’ny kumite sokajy latsaky ny 60kg izy. Fifaninanana izay hotontosaina ny 8 hatramin’ny 10 novambra izao. Tsy mandeha irery i Finoana fa tarihin’ny mpanazatra azy, Rantsoramanana Tanjona. […]

Ping-pong – Amboaran’i Madagasikara: nisongadina ny zava-bitan’Andriatahina Gracia

Tontosa ny sabotsy sy ny alahady lasa teo, ny fifaninanam-pirenena niadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja ping-pong. Anisan’ny nandrombaka amboara ny Challengers Analamanga ka nahazoan’i Gracia ny anaram-boninahitra “1ère série”. Notanterahina tany Am­ba­tolampy, ny faran’ny herinandro teo, ny fiadiana ny amboaran’i Mada­gasikara, taranja ping-pong. Nahavita dingana tsara ny klioba Challengers Anala­manga, […]