« Tsiahy Elie Rajaonarison ». Hiompana amin’izay indray ny velakevitra hatao ao amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy manaraka eo, ny alarobia 13 novambra izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hitarika izany Rakotomavo Tsiky, mpanoratra sy mpikaroka, sy Ranoë, mpampianatra, mpanoratra, poeta ary mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra. Tafiditra hatrany anatin’ny fanamarihana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Lova Nantenaina : maneho ny horonantsariny ao Frantsa
Ao anaty fitetezam-paritra ao Frantsa ny horonantsary “Sitabaomba, chez les zebus francophones”, an’i Lova Nantenaina, amin’izao fotoana izao. Anisan’ izany ilay notanterahina omaly tao amin’ny Espace Saint Michel Paris, nandefasana ny horonantsary sy nanatanterahana tafa niarahana tamin’ity mpanatontosa ity. Tao anatin’izany no namelabelarany ny hafatra tiany hampitaina amin’ity sanganasany ity. […]
Fanarenana ny soatoavina : miandry lalàna ny Malagasy
Miverimberina ny : « ratsy taiza ny zaza ankehitriny », « tsy mahavita ny andraikiny ny ray aman-dreny, manoloana ny fanabeazana ny taranany ho tonga olom-banona », sns. Satria, tsy mifanaraka intsony amin’ny soatoavina malagasy ny ataon’ny zaza sy ny tanora ary ny lehibe miaina izao vanim-potoana izao. Tahaka izany koa ny zava-mitranga eo amin’ny […]
Hosoka sy/na tsy ara-dalàna: tratra ireo nivarotra ny boky « Ny fiandohan’ny Malagasy »
Loharanom-bola tsy misy masonkarena ny fivarotana boky hosoka anaty tambajotran-tserasera. Lasibatra tamin’izany ny boky « Ny fiandohan’ny Malagasy », izay tsy natao amidy mihitsy. Tra-tehaky ny Vondron-kery manokana misahana ny ady amin’ny hosoka (BAP), ireo nivarotra ilay boky « Ny fiandohan’ny Malagasy » , araka ny fampitam-baovao nataon’ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny serasera, tao amin’ny […]
Sôva sy ny vaky sôva: Kolontsaina mitantara sy mitsikera ny fiainam-bahoaka
Mozika sy gadona iray manana ny lanjany eny anivon’ny fiarahamonina ny sôva. Kolontsaina iray manana ny maha izy azy, indrindra eto amin’ny faritra Analamanga izy io. Raha ny zava-misy, vitsy ny mahafantatra azy noho ny tsy fahampian’ny hetsika fampahafantarana izany eto amin’ny Nosy. Mitantara sy miventy an-kira ny fiainam-bahoaka misy […]




