Nitrangana halatra sokatra tao amin’ny valanjavaboahary Tsimbazaza, andro vitsy lasa. Karazany Pyxis arachnoides sy Astrochely radiata no very tamin’ izany. Nidina ifotony teny an-toerana ny minisitry ny Fampianarana Ambony sy ny Fikarohana ara-tsiansa, manoloana ny tranga. Nambarany fa tokony hamafisina ny fiarovana ny toerana honenan’ireo biby. Nanome torolalana koa izy […]
Auteur/autrice : Adnews
Iray volan’ny fampandrosoana: nizara ny fomba fijeriny ireo matihanina
Nanamarika ny Andro iraisam-pirenena momba ny tsara ho fantatra eo amin’ny fampandrosoana ny oniversite Iserp etsy Maibahoaka, omaly. Tafiditra ao anatin’ny iray volan’ ny fampandrosoana lovainjafy ihany koa ny hetsika. Andiana famelabelaran-kevitra niompana amin’ny sehatry ny fampandrosoana marolafy no natao tamin’izany. Voaresaka ny mahakasika ny fampianarana sy ny teknolojia, ny […]
Mamboatra savony sy labozia : olona 2000 nahazo fiofanana
Safidy miainga avy amin’ny filan’ny olona no nanaovana ny fiofanana manamboatra savony sy ny labozia, omaly, teny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina, hoy ny minisitry ny Fampianarana teknika sy fanofanana arakasa, Rasoloarisoa Marie Marcelline. Betsaka ny tolotra avy amin’ny minisitera fa mila miseho kosa ireo olona vonona hiofana sy ny sehatra […]
Sorabola ho an’ny fahasalamana : nanaovana adidisika teny amin’ny Antenimierampirenena
Nisy atrikasa nitafan’ny firaisamonina sivily sy ireo mpanao tantsoroka ara-bola sy teknika misehatra amin’ny fahasalamam-bahoaka, ary ireo solombavambahoaka mitarika ny vaomiera maharitra ao amin’ny Antenimierampirenena, omaly, teny Tsimbazaza. Tanjona lehibe ny hampahafatarana ny maha zava-dehibe ny fahasalaman’ny vahoaka (izay zo fototra), indrindra ny hetsika fanaovam-baksiny hiarovana ny ankizy amin’ny aretina […]
TARATRY ny KANTO
Mr Sayda sy ny zandry Gasy, eny amin’ny Le Pavé Antaninarenina. Fiarahana hafakely ity hiseho anio, manomboka amin’ny 8 ora alina ity. Na samy tanora aza mantsy, tsy mitovy gadona sy karazana mozika ny tarika roa tonta. Afaka miaraka tsara mihitsy anefa, satria samy be mpankafy. Mbola hanampy azy ireo […]




