Les dés sont jetés. Les candidats aux communales et municipales n’attendent plus que le coup d’envoi de la campagne électorale, pour séduire les électeurs qui auront le dernier mot sur ceux ou celles qu’ils souhaitent diriger leur circonscription respective. Certains font déjà des descentes sur terrain, d’autres se préparent à […]
Auteur/autrice : Adnews
Matihanina amin’ny Tsipy Kanetibe
Rugby – «Top 12 Mada» : very izay resy eo amin’ny Besetroka sy Ankady
Hitohy rahampiso, etsy amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahavalo amin’ny fiadiana ny ho tompondakam-pirenena “Top 12 Mada”, taranja rugby. Anisan’ ny fihaonana goavana ary hiendrika famaranana kely ny an’ny USA Ankadifotsy (Ankady) sy ny UAS Cheminots (Besetroka). Very mantsy izay resy eo amin’ny roa tonta. Midina any amin’ny D2 […]
SOMBIM-BAOVAO
Hanomboka anio ary hitohy rahampitso, eny amin’ny Kianja CFFA Andoharanofotsy, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny amboara « Grand Tournoi d’Antananarivo (GTA) », taranja baolina kitra. Lalao 8 no voalahatra amin’izany ka 4 hatao anio ary rahampitso ny 4 ambiny. Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fifaninanam-pirenena, taranja handball, sokajy Sénior, […]
Fifanintsanana “Can 2025”: tsy mbola misy tafita ny sokajy «A»
Ny alarobia teo no tafaverina an-tanindrazana ny Barea de Madagascar, taorian’ny fiatrehany ny andro fahatelo sy fahefatra amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, natao tany Maroc, ny zoma 11 sy ny alatsinainy 14 oktobra lasa teo, ao amin’ny vondrona “A”. Hatreto, tsy mbola misy nahazo ny tapakila hiatrehina izany […]




