Nanao tatitra ny MSH ny amin’ny asa vita tamin’ireo fandaharanasa notanterahina teto Madagasikara. Niantsehatra teny amin’ireo tobim-pahasalamana mihitsy ny filoha tale jeneraly, i Marian Wentworth. Naneho ny fahafaham-pony tamin’ny ezaka vitan’ireo fandaharanasa ara-pahasalamana niseharany ny filoha tale jeneralin’ny Management Services for Health (MSH), i Marian Wentworth, omaly, tetsy Ankorondrano. Nahafahana […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Tontosa omaly, teny amin’ny Fara West Faravohitra, ny atrikasa mahakasika ny Jazz, niarahana tamin’i Stewy Von Wattenwyl, Isabella Bleisch ary Sarafina. Anisan’ny nisongadina tamin’izany ny fampivelarana ny fahaiza-manaon’ireo Malagasy mpiangaly ny gadona Jazz. Tontosaina anio, eny amin’ny ADMC- Craam Ankatso, ny “Slam à l’Université”. Hetsika karakarain’ ny fikambanana Madagaslam section Tanà […]
« Festival Madajazzcar »: hiavaka ny seho eny amin’ny Tamboho, anio
Tanterahina anio hariva, eny amin’ny Tamboho Radison Ambodivona, ny “Duo Samy Andriamanoro & Gerard Ratsimiseta” sy ny seho an-tsehatra iarahana amin’ny MalagaSwiss Jazz United. Samy Andriamanoro sy Gerard Ratsimiseta no hanokatra ny sehatra ary handimby azy ireo, aorian’izay, ny MalagaSwiss Jazz United. Anisan’ny ho hita mandritra ity fampisehoana ity ny […]
« Concert Héritage »: fanararaotra ho an’ny tanora malagasy mandray anjara
Fampisehoana anisan’ny nandrasan’ny maro, indrindra ireo mpankafy Dadju sy Tayc, ny « Concert Héritage ». Raha tsiahivina, efa samy nanao fampisehoana teto Madagasikara ireto Frantsay mpanakanto mpanao rap ireto no izao hiray sehatra ao amin’ny Kianja Barea izao indray. Tanterahina anio hariva, eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny « Concert Héritage », fampisehoana iarahana […]
Pola: nofoanana ny fifaninanana
Nisy ny fanambarana nataon’i Véronique Tadjo, izay filohan’ny mpitsara, ny 9 oktobra 2024, mahakasika ny tsy hisian’ny « Prix Oranges du Livre d’Afrique » (Pola) intsony. Izy izay namoaka izao fanambarana izao, taorian’ny nahazoany fanazavana avy amin’i Hafilda Genfound, solontenan’ ny Fondation Orange. « Hifantoka kokoa amin’ny fanabeazana sy ny sekoly ny Orange […]




