Aiza ho aiza ny ny antoko politika sy ny fanaovana politika amin’izao? Eny, na amin’ny fiatrehana fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna ihany aza, ohatra. Maneho ny fijeriny ny filoha nasionalin’ny AKFM, eo anivon’ny vovonana Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina (Irmar), Razanatoandro Solofoniaina: “Ny vola no manjaka amin’ny fanaovana […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Hiray sehatra, etsy amin’ny Grand Café de la Gare Soarano ry The Clarisse Sisters sy Sandrine Rajaofera, anio, manomboka amin’ny 8 ora alina. Arahin’ireo mpanakanto mpitendry matihanina izy ireo, mandritra izany. Anisan’ny vahinin’ny “Madajazzcar” ny The Clarisse Sisters” avy atsy amin’ny Nosy Maurice. Gongary, tarika mpivoy ny mozika rock indray […]
« Salon Artistique Biennal Arts sur scène » : handray anjara i Jean Andrianaivo Ravelona
Hotanterahina ny 16 hatramin’ny 24 oktobra 2024, ao amin’ny Espace F. DELAGE – Asnières-sur-Seine, Frantsa, ny « Salon Artistique Biennal Arts sur scène », andiany fahavalo. Hetsika fampirantiana sary isaky ny karazany avy izy ity, handraisan’ireo mpanakanto mpanao sary isan-tsokajiny, miisa 58, avy amin’ny firenena maro. Anisan’ny handray anjara amin’izany i Jean […]
“Tontolo Toly” : nahavory olona maro ny hetsika
Tontosa, omaly, teny amin’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny “Tontolo Toly”, velakevitra nokarakarain’ny Faribolana Sandratra, niresahana mahakasika an’i Toly, Malagasy mpanoratra. Tonga nanotrona sy nandray anjara tamin’izany ireo mpanakanto maro avy amin’ny Faribolana Sandratra. Teo ihany koa ireo mpianatra sy tanora misehatra eo amin’ny tontolon’ny haisoratra. Ambohi-pihaonan’ny fianakaviamben’ny haisoratra malagasy ny teny […]
Dadah R’Abel : hisy seho ho fanomezam-boninahitra azy any Paris
Hahazo tombony ireo Malagasy monina any Frantsa. Hitohy any mantsy ny seho ho fanomezam-boninahitra an’i Dadah R’Abel, izay hataona mpanakanto maro, avy eto sy any an-toerana. Mpamorona anisan’ny manana hira maro sy be mpankafy indrindra i Dadah R’Abel. Velona ao am-pon’ny maro na dia efa nodimandry aza ity andrin’ny tarika […]




