Auteur/autrice : Adnews

Antananarivo Renivohitra : nijery ny fanadiovana lakandrano ny PDS Ramanantsoa Harilala

Nidina ifotony teny Anosibe ny PDS Ramanantsoa Harilala, omaly, nijery ny fanadiovana lakandrano. Teo koa ny fanatrehany ny fanolorana fitaovana ho an’ny mpamonjy voina… Nambarany fa natao hanamaivana ny olan’ny mponina amin’ny fiakaran’ny rano ny fanadiovana ny lakandrano tahaka izao. Nanentana ny rehetra koa izy mba hanaja ny fahadiovana. Nanombohana […]

TARATRY ny KANTO

Tanterahina anio, eny amin’ny Pho Resto Ivato, ny fampisehoana iarahana amin’ny tarika Tsiakoraka. Fampisehoana hihaonana amin’ireo mpankafy ny tarika hatramin’izay sy hankafizana indray ny hira nampalaza sy nahafantarana ny tarika. Hiarahan’ny rehetra mankafy mandritra ity fampisehoana ity ireo hira nahafantarana azy. Hifampizara sehatra ao amin’ny Piment Café Behoririka, anio alina, […]

Madajazzcar: handray anjara i Lalatiana

Vahiny tsy nampoizina. Efa fantatra fa handalo an-tanindrazana i Lalatiana, saingy omaly kosa vao fantatra fa anisan’ireo handray anjara amin’ny “Madajazzcar” andiany fa­ha-35 ny tenany. Any Antsira­be ny fiakarany an-tsehatra, mandritra ny seho famaranana, ny alahady 12 oktobra izao. Seho ao amin’ny Hotêl des Thermes Antsirabe, manomboka amin’ny 4 ora […]

“Beatbox Battle Madagascar”; hiditra amin’ny andiany fahenina ny hetsika

Nampahafantarin’ny mpikarakara ny “Beatbox Battle Madagascar” fa efa misokatra ny fandraisana anjara amin’ny andiany fahenina. Antenaina ny hisian’ny seho sy fifaninanana miavaka amin’ity. Hotanterahina eny amin’ny Cercle Germano Malagasy (CGM) Ana­lakely, ny “Beatbox Battle Madagascar 2024”, ny 2 no­vambra 2024. Fifaninanana nasionaly eo amin’ny tontolon’ny Beatbox, andiany fahenina izy ity. […]