Auteur/autrice : Adnews

Profilait: Miroborobo ny famokarana ronono

Seha-pihariana miroborobo ny fiompiana ombivavy beronono. Anisan’ny faritra iasan’ ny tetikasa Profilait, amin’ny alalan’ny fandaharanasa Afafi Afovoany, ny eny Ambohijafy sy Beronono Imerintsiatosika. Fahombiazana! Nivoatra ny fari-piainan’ny mpiompy nisitraka ny tetikasa Profilait, fandaharanasa hampiroboroboana ny lalam-pihariana ronono, vatsian’ny Tahirimbola eoropeanina ho an’ny fampandrosoana (Fed) ara-bola. Anisan’izany Randrianarison Rolland, mpiompy ombivavy […]

TARATRY ny KANTO

Hisy koa ny « jazz Mobile » mandritra ny « Mada­jazzcar 2024 ». Ny zoma 4 oktobra izao ny fotoana, ka eny amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha ny seho voalohany, amin’ny 9 ora maraina. Ao amin’ny AFT Andavamamba kosa ny seho faharoa, amin’ny 4 ora hariva. Ny Jazz Club an’ny AFT miampy an’i Sitraka sy […]

« Madajazzcar 2024 » : vahiny manokana ry Clarisse Sisters

Seho enina eto Antana­na­rivo. Io no nampahafantarin’ny The Clarisse Sisters fa hotontosainy, mandritra ny fanda­lovan’izy ireo eto Madaga­sikara. Vahiny manokan’ny “Festival Madajazzcar” andiany faha-35, izay hotontosaina ny 3 hatramin’ny 13 oktobra izao ny tarika. Mpiangaly ny jazz avy atsy amin’ny Nosy Maurice, saingy efa mpisehatra amin’ireo hetsika iraisam-pirenena maro any […]

Rajoelina Andry : « Hiverina ary hanana ny hasiny ny TVM »

Anisan’ny ho ainga vao ho an’ny Televizionina Malagasy ny fahazoana fitaovana vaovao sy fotodrafitrasa vaovao. Hitarika fomba fiasa vaovao ihany koa ho an’ireo mpiasa ary hitondra vaovao tsara kalitao ho an’ny mpijery. Notontosaina omaly, ny fitokanana ny « studio » vaovaon’ny Televizio­nina Mala­gasy (TVM) sy ny fanolorana ny fitaovana avy amin’ny va­hoaka […]

Fianarana teny tanana : 500 hatramin’ny 600 eo ho eo ny ankizy marenina miditra an-tsekoly

Mbola vitsy amin’ ireo olona marenina na manana olana ara-pandrenesana no tsy man­deha an-tsekoly hatramin’ izao. Olana ny tsy fahafehezany sy ny manodidina azy ny teny tanana. Mahatratra 200 000 isa eo ireo olona marenina na manana olana ara-pandrenesana eto Mada­gasikara, raha ny antontanisa nivoaka farany, ny taona 2017. Miaina […]