Auteur/autrice : Adnews

La seule option possible

Le Tim doit se rendre à l’évidence et se faire à l’idée que le refus de la candidature de Marc Ravalomanana, au motif dûment justifié, est irrévocable. Et cette fois, il n’y aura plus d’exception ni de compromis. Il faut payer ses arriérés d’impôt pour être candidat aux élections communales, […]

Andro maneran-tany ho an’ny Fizahantany : omena lanja ny tanànan’Antsirabe

Tanterahina ny 26 sy 27 septambra, ao Antsirabe, ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny fizahantany. « Tanàna milamina sy mahafinaritra ary manaraka ny fenitry ny fandriampahalemana An­tsirabe, antony hanaovana ny hetsika any an-toerana » hoy ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Viviane Dewa, omaly, teny Tsimbazaza. Ambohi-pihaonan’ny mpisehatra rehetra […]

VAOVAO TAMBATRA

Tonga eto Madagasikara ny iraka mpanara-mason’ny Banky iraisam-pirenena hijery akaiky ny fandrosoan’ny asa, ny fitantanana ny volan’ny tetikasa fanaovan-dalana eto amintsika. Miisa telo ny tetikasa lehibe vatsiany vola, ny fanaovan-dalana (PDDR, PCMCI ary ny Pact). Voakasik’ireo ny lalam-pirenena RN10, RN5, RN4, RN12A, sns. Miisa 23 795 ireo mpizahatany tonga teto Madagasikara […]

Fanodinana ronono : nivoatra ny kaoperativa Fimiviat

Misehatra amin’ny fiompiana ombivavy be ronono ny kaoperativa Fimiviat Aina, any Talata Volonondry, distrika Avaradrano. Nahazo ombivavy miisa 2 miampy masomboly hambolena vilona izy ireo, taorian’ny fangatahana tamin’ny Tahirimbola fampandrosoana ny famokarana (FDA) tamin’ny taona 2023. Tsy nitsahatra nivoatra sy nitombo ny fahalalan’ny mpikambana. Anisan’izany ny fiofanana fanodinam-bokatra avy amin’ny […]