Basy AKM roa mahery vaika niaraka amin’ny bala ampolony, tra-tehaky ny mpitandro filaminana teny amin’ny roa lahy tao Ankasakasa, distrikan’i Besalampy, ny 20 septambra teo. Avy any Mahajanga nandeha botry, naneho fihetsika mampiahiahy ireo olona roa ireo ka narahi-maso akaiky. Nivantana avy hatrany tao amin’ny olon-tsotra iray izay mpamboly, monina […]
Auteur/autrice : Adnews
Lozam-piarakodia: nandriaka ny ra, vehivavy roa maty
Olona roa matin’ny lozam-piarakodia ny faran’ny herinandro teo. Ny iray vehivavy nofaohin’ny kamiaobe teny Malaza (RN1) mialoha ny hiditra an’i Fenoarivo, raha tany Farafangana (RN12) kosa ny vehivavy iray faharoa… Nampihoron-koditra! Vehivavy iray avy niantsena no maty tsy tra-drano nofaohin’ny kamiaobe teny Malaza, ny sabotsy hariva teo. Handeha hody izy […]
23 septambra 2024
Tir en l’air du 23 septembre 2024
Agronomie: 97 ingénieurs agronomes prêts à transformer Madagascar
Sortie de la promotion « Andrarangy, Mahasedra » composé de 97 nouveaux ingénieurs agronomes de l’Ecole supérieure des sciences agronomiques (Essa), le 20 septembre dernier à Ankatso en marge du Salon de l’Agronomie 2024, qui a mis en exergue les innovations et les avancées technologiques du secteur agricole malgache. Ces […]




