Auteur/autrice : Adnews

SEKOLY TELMA: Arifomba ny EPP ao Vatomasina

Notokanana omaly ny EPP Ampanonoma Vatoma­sina, ao amin’ny kaominina Vohipeno, faritra Fiovinany. Natao hahazaka rivodoza izay matetika mamely ny faritra Vatovavy ny efitranon-tsekoly namboarina. Ahitana efitrano fianarana miisa 7. Misy vo­von­drano ahazoana rano ma­haritra sy jiro mandeha amin’ny angovo azo havaoizina ihany koa ny sekoly. Etsy andaniny ny toeram-pivoahana sy […]

Ady amin’ny herisetra: naka traikefa ny vadin’ ny mpitandro filaminana

Haharitra roa taona ny tetikasa Hope (fanantenana), izay finiavana nentin’ny Henka Suru, mitondra any amin’ny fiovan’ny toe-tsaina. Vehivavy 300 mahery nisitraka ny fifampizarana avy amin’ny tetikasa. Nanolotra ny mariky ny fahavitan’ny asa voalohany ny vadin’ny filohan’ny Repoblika. Notoloran’ny vadin’ny filohan’ny Repoblika sady reny mpiahy certificat ireo vehivavy nisitraka ny fifampizarana […]

“Plateforme Moozik” : hivelatra amin’ny hira sy mpanakanto vahiny

Vokatra iray nitera-bokatsoa ho an’ireo eo amin’ny sehatry ny mozika malagasy ny Moozik. Hisy ny fivelarana amin’ireo hira sy mozika vahiny. Omaly, nisy ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny tomponandraikitra maro samihafa, ahitana ny avy eo anivon’ny orinasa Manoova sy ny Uni­versal Music ary ireo mpanohana maro samihafa maha­kasika […]

FANTINA sy FINTINA

Nitsidika ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Fitsarana, Rakotomandimby Benjamin Alexis, teny Faravohitra, afakomaly, ny ambasadaoron’i Soisa, Sem Rolf Stadler, niaraka tamin’ny mpiara-miasa aminy. Voaresaka ny fiaraha-miasa eo amin’ny sehatry ny fitsarana eo amin’ny firenena roa. Nilaza ny fahavononana amin’ny fitohizan’ny fiaraha-miasa ny vahiny. Nidina ifotony tany amin’ny faritra Melaky, afakomaly, […]

Rasoamaromaka Hery : “Tsy ekena intsony ny fanakorontanana”

“Tsy manaiky an’izany korontana izany intsony isika mponina eto Analamanga. An’i Madagasikara Anala­mang­­a, fa hita eto avokoa ny lafivalon’ny Nosy”, hoy ny sekretera nasionalin’ny TGV sady governoran’ny faritra Ana­­lamanga, Rasoama­ro­maka Hery, teny Mahama­sina, omaly, ny amin’ny fifidianana kaominaly, faritra Ana­lamanga. Efa sahirana toy izao ve dia mbola hikorontana ihany? Sa […]