Auteur/autrice : Adnews

Dahalo raindahiny : maty voatifitra i Lefaly sy Livakely

Maty rotiky ny balan’ny zandary tao Ambolotarakely, fokontany Mahasoratra, kaominina ambanivohitr’i Sabotsy Ambohitromby, distrikan’An­dra­masina, afakomaly misasakalina, ny dahalo roa fantatra amin’ny anarana hoe i Lefaly sy i Livakely. Avy nanafika sady nitondra omby ry zalahy tamin’io alina io. Niroso tamin’ny fanarahan-dia ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Andramasina, hanampy ny […]

RN7 : zazavavy maty voadonan’ny 4×4

Maty tsy tra-drano voafaokan’ny fiara tsy mataho-dalana ny zazavavy kely iray teny amin’ny RN7, tsy lavitra an’Ilempona, omaly. Nandeha mafy ny fiara ka tsy nahafehy ny familiana tampoka noho ny antony tsy fantatra ny mpamily. Nifatratra avy hatrany tamin’ny sisin-dalana io fiara io. Lasibatry ny loza niseho ilay zazavavy. Vaky […]

Nanolana ankizivavy 16 taona tetsy Itaosy : voasambotra ireo roa lahy nahavanon-doza

Tsy ampy taona ny iray tamin’ireo roa lahy nosamborin’ny mpitandro filaminana noho ny fanararaotana ara-nofo sy fandrahonana nataony tamin’ny ankizivavy 16 taona, tao Itaosy, afakomaly. Mody nomen’izy roa lahy ronono soja, tsy nahatsiaro tena intsony ilay ankizivavy vao 16 taona lasibatry ny fanolanana tetsy Itaosy. Tompon’antoka tamin’ny fanararaotana io zazavavy […]