Nitsidika ny minisitry ny Kolontsaina sy ny serasera, Mara Volamiranty Donna, ny ambasadaoro Indianina miasa sy monina eto amintsika, Bandaru Wilsonbabu. Nifantoka tamin’ny ho fanaovan-tsonia ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tona, amin’ny lafiny kolontsaina ny dinika. Sombiniaina Fotsiny, etsy amin’ny No Comment Bar Isoraka. Seho tsy dia mahazatra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Nanomboka tamin’ny hiragasy : mitohy ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Haigasy
Mivelatra amin’ny sehatra maro. Raha toa ka ny lafiny zavakanto sy kolontsaina no nahafantarana ny Haigasy tany am-boalohany, efa misokatra amin’ny fampandrosoana amin’ny ankapobeny, ny fanabeazana, ny fanatanjahantena ary ny fizahantany ny fikambanana amin’izao fotoana izao. Tsy vitan’izay fa mijoro ho mpanampy ireo zokiolona sy ireo marefo ary miaro ireo […]
Mila mifampiteny… : Simbain’ny « zavakanto » ny soatoavina
Tsy mifanalavitra fa mifameno ! Tsy kanto ny zavakanto raha tsy manaja ny soatoavina. Famaritana faran’izay tsotra. Ny soatoavina malagasy, manaja raiamandreny, olom-pady. Misy amin’ny «zavakanto» sasany, anefa, mampiseho endrika mifanohitra amin’ireo. Dihy tsy fampiseho masoandro. Sary sokitra maneho endrika miboridana, mamoafady… Simba ny soatoavina. Mahavariana, anefa, fa mbola misy […]
Fondation H Ambatomena : vehivavy mpanakanto sangany telo hiray sehatra
Fampisehoana anisan’ny hiavaka sy maro mpiandry ity hatao eny amin’ny Fondation H Ambatomena ity. Vehivavy mpanakanto telo, samy sangany amin’ny zavakantony avy no hamondrona ho iray izany. Hotanterahina ny 20 septambra 2024, eny amin’ ny Fondation H Ambatomena, ny seho an-tsehatra «Injay !». Fampisehoana haisoratra sy mozika narindran’i Christiane Ramanantsoa […]
Zavamaniry jatropha : ahazoam-bokatra sy angovo biolojika maro
Fantatra hatramin’ ny fahagola, fa zava-maniry ahazahoam-bokatra sy angovo biolojika maro ny jatropha. Anisan’ izany, ny solika miaro ny tontolo iainana. Ahitana azy io maniry betsaka indrindra ny any amin’ ny faritra maina sy mafana manerana an’izao tontolo izao. Maro ny anarana fiantso ity zavamaniry iray ity, raha any Afrika […]




