Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Manampy an’i Madagasikara amin’ny sehatry ny lalana i Japana. Anisan’ny fotodrafitrasa lehibe namboariny tamin’ny alalan’ny Fiaraha-miasa japoney (Jica), ny tetezan’i Mangoro sy Antsapazana any amin’ny lalam-pirenena faharoa RN2. Manohana koa ny Jica amin’ny fandrafetana paikady hikojakojana ny lalana mba haharitra. Miara-mientana amin’ny sehatra tsy miankina ny fitantanana foibe ny hetra […]

Andekaleka : tanjaka 60 MW amin’ny 125 MW sisa no azo

Tsy mitsaha-midina ny haavon’ny rano any amin’ny tohodranon’Andekaleka, ma­mo­katra herinaratra ho an’ny Tambajotra iraisan’Antana­narivo (RIA). Mitatitra ny Jirama, fa zara raha mahazo 29 na 30 m3 isaky ny segondra ny tosiky ny rano avy any amin’ny tohodrano, raha tokony ho 48 m3/segondra. Milina roa amin’ireo efatra misy any an-toerana sisa […]

Politika mila ovaina

  Hanao ahoana ny fifidianana ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina? Toa mifampiandriandry be ihany ny rehetra. Tsy firy no efa nametraka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiny. Eo koa ny fitarainan’ny manam-pikasana hirotsa-kofidina sasany etsy sy eroa: sarotra ny fahazoana ny taratasy toy ny fanamarinana ny fizakana zom-pirenena, ny taratasy fitanisan-keloka, ny fanamarinana ny […]

Toekarena manga : fanoitra ho an’ny fampandrosoana an’i Madagasikara

Antoka ho an’ny fampandrosoana ny toekaren’i Madagasikara sy aty Afrika ny toekarena manga. Manana harena an-dranomasina azo trandrahana sy hametrahana ireo vinam-pampandrosoana samihafa ny Nosy malagasy. Kitro ifaharan’ny fampandrosoana an’i Mada­gasikara sy aty Afrika ny toekarena manga noho izy misandrahaka amina sehatra maro. Nisongadina manokana nandritra ny fankalazana ny Androm-pirenena […]

TSELATRA

Fatin-dehilahy hita teny amin’ny fokontany Anosizato Atsinanana I, omaly. Mpandalo no nahatsikaritra ny vatana mangatsikan’io lehilahy io. Niantso ny tomponandraikitry ny fokontany sy ny mpitandro filaminana avy hatrany ny fokonolona. Niezaka namantatra io olona io ny manodidina saingy tsy hain’izy ireo io olona namoy ny ainy io. Taksibrosy iray mampitohy […]