Eo am-panarenana ny tambajotra fitsinjarana rano eto Antananarivo ny fanjakana, amin’izao fotoana izao. Roa taona eo ho eo ny faharetan’ny fanarenana ny fotodrafitrasa eny Andravoahangy, Besarety, Analakely, Anosy…satria betsaka ny fantsona mila soloina, hoy ny minisitry ny Rano. Nanolotra solosaina miisa 10 ho an’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny Association MTF.MG Madagascar […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby Academy Ihorombe : Namboly zana-kazo ireo mpilalao
Ny 30 marsa lasa teo, namboly zana-kazo fihinam-boa miisa 3650 tao Satrokala, ireo ankizy 60 mianadahy ao amin’ny Rugby Academy Ihorombe (RAI). Nanatontosa izany ny Terres en mêlées sy ny Tozzi Green Madagascar, nampiaraka ny fanatanjahantena sy ny fikajiana ny tontolo iainana. Tanjon’ny rehetra ny hanangana hoavy maharitra. Satria, ao anatin’ny […]
Fahasalamana : Hisy Ostie vaovao eny Nanisana
Natao ny faran’ny herinandro teo ny fametrahana ny tsangambato voalohany amin’ ny tetikasa fananganana ny tobim-pahasalamana vaovaon’ny Ostie eny Nanisana. Tanjona ny hametraka fototra mafy orina ho an’ny fikambanana amin’ ny hoavy. Kendrena ny hisian’ ny mpiara-miasa matihanina sy mendrika hitokisan’ny mpikambana sy ny mpiara-miombona antoka hafa. Eo koa ny […]
Jean De la Croix : Voalohany tamin’ny Worldskills rezionaly
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny Campus des Métiers, ao Sainte-Pierre La Réunion, ny fifaninanana Worldskills rezionaly ho an’ny taranja Cap Peinture. Nahazo ny laharana voalohany tamin’ny fifaninanana i Jean De la Croix, mpianatra taona voalohany amin’ny sehatry ny BTP ao amin’ny Lycée Technique et Professionnel du Génie Civile […]
Herinandro ho an’ny rano : «Sarotra ny fahazoana azy ka omen-danja ny tahiry»
Hanomboka rahampitso ny fanamarihana ny Herinandro nasionaly ho an’ny rano. Hotanterahina ao amin’ny Kianja Barea Mahamasina mandritra ny hateloana izany. Omen-danja ny tahirin-drano ho antoky ny fampandrosoana maharitra. Hisongadina amin’ny hetsika ny fampiroboroboana ny fahazoana rano fisotro madio sy ny fanentanana momba ny anjara asany amin’ny fampandrosoana maharitra. Fanazavan’ny minisitry […]