Auteur/autrice : Adnews

Praiminisitra Rajaonarison Mamitiana : ”Ny samy Malagasy no mandamina ny firenena”

”Ny Malagasy samy Mala­gasy no mandamina ny raharaham-pirenena. Ny avy any ivelany dia manohana sy manampy fa isika Malagasy no tompon’andraikitra amin’ny famaritana ny hoavin’ny firenentsika.” Io ny nambaran’ny Praiminisitra Rajanarison Ma­mi­tiana teny amin’ny Lapan’i Mahazoarivo, omaly, namory ireo sokajin-kery na olona manana solontena ao amin’ny komity teknika misahana ny […]

Sao diso fahavalo

  Raha misy tokantrano iray tsy mifankahazo; eny, na miady aza: voatery mifandamina sy manambatra hery, raha vao misy vahiny miditra. Na hanao soa izany, na sanatria hitondra loza: tsy ananan-kavana ny an’ny tena. Na ankohonana io, na fananana, na fomba amam-pitsi­pika… Manoatra lavitra noho izany ny fifandraisana sy ny […]

Filohan’ny Fanavaozana : “Finoanoam-poana ny fakana zaza varira”

Nitsidika ny ivontoeram-pampianarana ireo olona manana toe-tena varira ny Filohan’ny Fanavaozana, omaly. Nambarany, nandritra izany, fa finoanoam-poana ny fakana ireo zaza varira. “Ny finoanoam-poana no mahatonga an’io. Raha olona mitodika amin’Andriamanitra, tsy ma­hasahy mikitika an’ireto ankizy ireto”, hoy ny filohan’ny Fa­navaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Mi­chaël, tamin’ny fitsidihan’izy mivady […]