Ratsy fanombohana ny Akio de Madagascar, vehivavy juniors, tamin’ity Can 2023, taranja handball atao any Monastir Tunisie, ny 7-14 septambra, ity. Nomontsanin’i Tunisie mpampiantrano tamin’ny isa mavesatra 44 no ho 11 i Madagasikara, omaly. Raha hiverenana ny fihaonan’ny roa tonta, nanjakan’ny tonizianina tanteraka ny lalao. Teo amin’ny fidirana voalohany, nanomboka […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifanintsanana Can 2024: nisaraka ady sahala i Madagasikara sy i Angola
Nahazo isa iray ny Barea de Madagascar, omaly, nandritra ny andro farany ao amin’ny vondrona “E”, ho an’ny fifanintsanana hiatrehana ny Can 2024. Notanterahina, omaly, tao amin’ny Stade National de Lubango, ny lalao nifanandrinan’ny Palancas Negras Angola sy ny Barea de Madagascar. Nisaraka ady sahala 0 no ho 0, i […]
Rugby Mondial 2023: hifanandrina i Frantsa sy i Nouvelle Zélande
Hanomboka anio hatramin’ny 28 oktobra ho avy izao, any Frantsa, ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, taranja rugby, lehilahy. Hanokatra ny lalao amin’izany ny fihaonan’ny XV France, mpampiantrano sy ny All Blacks, Nouvelle Zélande. Fihaonana hotanterahina ao amin’ny Stade de France. Marihina fa mbola manala vela amin’ ny XV France […]
Vaovao tambatra
Voarara ny fampiasana ny jiro maroloko sy « flashy » ho an’ny fiara na moto manerana ny Nosy, araka ny naoty navoakan’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana ny toetr’andro. Anisan’ny mahatonga lozam-pifamoivoizana ny fampiasana ireo jiro voalaza ireo. Hisy ny sazy hampiharina amin’ireo izay minia mandika lalàna. Tanora mpandraharaha miisa 100 no […]
« Foire Analamanga »: hanome sehatra ny fambolena sy fiompiana
Hatao ny 15 ka hatramin’ny 17 septambra izao eny amin’ny kianja Barea ny hetsika “Foire Analamanga”, andiany voalohany. Hisongadina mandritra ireo fotoana ireo ny sehatry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono. Betsaka ny tanora mandraharaha amin’io tontolo io. Tanjona, araka izany, ny hampiakatra avo ity seha-pihariana ity. Fanamby […]