Un changement est survenu à la tête de la Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) avec la nomination de Harilala Ramanantsoa comme Président de la délégation spéciale (PDS), hier. Elle remplace Richard Ramanambitana qui, d’après les informations, a démissionné de son poste pour des raisons de santé. La nouvelle Magistrate de la […]
Auteur/autrice : Adnews
D2 Nasionaly : nisaraka ady sahala ny Jet Kintana sy ny FC A Ilakaka
Notanterahina omaly, tany Ambatondrazaka sy tany Ambositra, ny andro faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa “World Cola Ligue des Champions”, taranja baolina kitra. Nisaraka ady sahala, 1 no ho 1, ny ekipan’ny Jet Kintana Itasy sy ny FCA Ilakaka, tany Ambositra. Lalao tena nandrasan’ny rehetra izy ity, klioba […]
FLM Andranomadio : Pasitora sy Katekista maty notafihin’ny dahalo
Maty teo am-panavotana ny katekista niharan’ny fanafihan-dahalo tao Mampikony, omaly, ny pastora François Vivier. Nokapain’ny dahalo ny antsibe koa ny vadin’ilay katekista… Nisy dahalo nanafika tao an-tranon’ny katekista Tsaratombo eo anivon’ny Fiangonana loterana malagasy (FLM) Andranomadio, fitandremana Tsangambato, fileovana Mampikony, omaly tamin’ny 2 ora maraina. Mifanakaiky amin’ny trano fonenan’ny pastora […]
VAOVAO TAMBATRA
Tafakatra 2 093,1 miliara Ar ny vola niditra tao amin’ny Fadintserana tao anatin’ny fito volana voalohan’ny taona. Manodidina ny 4 687 miliara Ar kosa ny vina napetraka tao anatin’ny lalana mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho an’ny taona 2024. Tokony ho azo avy amin’ny hetra amin’ny fanafarana solika kosa ny ampahefatr’izany. Hanohy […]
Lohamenaka : tsy manome afa-tsy ny 1,3% ny filana isika
Malaza amin’ny fananana karazan-javamananaina miavaka i Madagasikara. Anisan’ireo firenena mamokatra karazana lohamenaka maherin’ny 30 tsara kalitao indrindra maneran-tany ihany koa. Tao anatin’ny telo taona, 1,3% monja amin’ny filana maneran-tany sisa no vokatra avy eto an-toerana, raha ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena. Mitotongana ny vokatra malagasy eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Anisan’ny […]




