A près de 10 kms de l’entrée de la ville, à découvrir et à comprendre comme à respecter
Auteur/autrice : Adnews
ASIEF 2024 – Jhone Love : “Vita soamantsara na nisy aza ny olana”
Nanao tatitra mahakasika ny fifaninanana nasionaly natokana ho an’ny mpiasam-panjakana (Asief) 2024, omaly, ny filohan’ny Asief, Andrianarison Jean Aimé na i Jhone Love. Nambarany fa vita soamantsara ity andiany 2024 ity na nisy aza ny olana. Satria nandray fanapahan-kevitra avy hatrany sy nitady vahaolana ny tompondraikitra teo anivon’ny Asief. Nitombo […]
SOMBIM-BAOVAO
Hiditra amin’ny dingana ampahavalon-dalana, anio alakamisy 22 aogositra, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, sokajy Vétérans, taranja basikety. Hatao ny alahady 25 aogositra izao kosa ny dingana famaranana hahafantarana izay ho tompondaka. Nifarana tanteraka ny taom-pilalaovana 2024 ho an’ny ligin’Analamangan’ny Volley ball. Vita avokoa ny fifaninanana rehetra ary miatrika ny fifaninanana […]
Amboaran’ny Caf : ady sahala ny Elgeco Plus sy ny CD Lunda
Notanterahina omaly, tany Angola, ny lalao mandroson’ny fiadiana ny amboaran’ny Caf, dingana savaranando, taranja baolina kitra, ho an’ny Elgeco plus de Madagascar sy ny CD Lunda Sul Angola. Ady sahala 1 no ho 1 no nisarahan’ny roa tonta tamin’izany. Nanindry tanteraka ny Malagasy tamin’ity fifanandrinana ity. Ny Elgeco Plus no […]
Baolina kitra – Fifanintsanana “Can 2025”: “Haka isa 6 no tanjona”, hoy ny Me Rôro, mpanazatra ny Barea
Kihon-dalana goavana amin’ny Barea de Madagascar ny lalao roa voalohany amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, taranja baolina kitra. Tanjona ny hakana isa 6 manoloana an’i Tunisie sy i Comores, hoy ny Me Rôrô. Ny talata lasa teo, vao tafaverina an-tanindrazana ny Me Rakotondrabe Romuald (Rôrô). Omaly, nitafa tamin’ny mpanao […]




