Auteur/autrice : Adnews

Kolontsaina mihidy: ilaina ny manangana sekoly maro

Mitady sehatra ivelarana kanefa ny atolotra « mantamanta ». Na ireo efa hay, nanjary niova endrika, satria, notampohina na nolaroina zavatra hafahafa. Saika tratran’io tranga io avokoa ny ankamaroan’ny kolontsaina sy ny zavakanto eto Madagasikara. … Fa maninona no tonga amin’ny seha-pamotehana fa tsy tafapaka any amin’ny seha-pamoronana ny Malagasy, raha eo […]

SOMBIM-BAOVAO

Hiditra amin’ny dingana farany, manomboka anio, ny fifaninanana Asief, ho an’ny taranja iraisana, tanterahina any Antsirabe. Efa vita kosa ny taranja manokana, toy ny karaté, ady totohondry, lomano. Tanterahina any Diego, nanomboka omaly 15 hatramin’ny 18 aogositra izao, ny fifanintsanana Fiba Africa-Zone 7, taranja basikety. Fifanintsanana hahazoana ny tapakilan’ny Afrobasket, […]

Karaté – “Challenge de Betsileo”: niakatra ny haavo teknikan’ny mpikatroka

Notanterahina tany Fia­narantsoa, nanomboka ny 8 aogositra ka hatramin’ny faran’ny herinandro teo, ny fifaninanana karaté “Challen­ge de Betsileo”. Fifaninanana nokarakarain’ny ligin’i Ma­tsiatra Ambony, teo ambany fiahian’ny Federasion’ny Ka­rate-do malagasy. Namba­ran’ny filohan’ity federasiona ity, Ratefinanahary Émile, fa niakatra ny haavo teknikan’ny mpikatroka. ” Nisy vokany tsara ny fampivondronana sy fanofanana ireo mpikatroka”, […]

Fiofanana Kyorougui: hitiliana izay ho ekipam-pirenena

Notontosaina tetsy amin’ny foibe CFamma Nanisana, ny zoma lasa teo, ny fiofanana kyorougui, izay nokarakarain’ny Federasiona malagasin’ny taranja Taekwondo (FMTKD). Tanjona amin’ity hetsika izay tarihan-dRakotomanana Franck Tiana, filohan’ny FMTKD, sy i Pharlin Dimbiheriniaina, tale teknika nasionalin’ny FMTKD, ity ny hitiliana ireo Malagasy atleta, izay handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy. Raha tsiahivina, […]

Fifaninanana eo anivon’ny Caf: mpilalao miisa 28 nentin’ ny Disciples FC

Lasa any Maurice, omaly, ny ekipan’ny Disciples FC Vakinankaratra, izay solontenan’i Madagasikara amin’ny “Ligue des champions Caf”. Handray ny Orlande Pirates, Afrika Atsimo izy ireo, mandritra ity lalao mandroso ity. Afaka roa andro, hanomboka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, “Ligue des champions (LDC) Caf”, taranja baolina kitra. Ho an’ny […]