Mankalaza ny faha-60 taonany ny Maître Razanajatovo Gildas. Ho fankalazana sy ho fanamarihana izany, hisy ny ady eo amin’ny taranja Muay Thaï, hatao ny sabotsy 17 aogositra ho avy izao. Ady 16 no hitranga amin’io fotoana io, eny amin’ny Henri Fraise Ankorondrano. Hiavaka sy ho avo lenta tanteraka ireo ady […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Norombahin’ny ekipa malagasy, nahitana an’i Hery Morondava, Sedrick ary i Donald indray ny Supra National Top 1 000, Le Puy en Velay, taranja tsipy kanetibe. Fihaonana, natao tany France, afakomaly. Tsiahivina fa tafiditra ao anatin’ny «Tournée Estivale 2024» izao lalao izao. Resin’ny Rosa Club de l’Imerina, tamin’ny isa 18 no ho […]
Handball – sokajy zandriny : nanao pao-droa ny HCEST
Tontosa ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy Minimes sy Cadets ary Juniors. Nanao pao-droa ny ekipan’ny HCEST (Handball club espoir sportif de Tuléar). Samy norombahiny avokoa ny teo amin’ny sokajy roa, Minimes sy Cadets. Nandresy ny ekipan’ny Solidaire Boeny ny […]
Baolina kitra – Amboaran’i Afrika : hanainga amin’ny alahady izao ny Elgeco Plus
Vonona ny Elgeco Plus hiatrika ny fiadiana ny amboaran’i Afrika, taranja baolina kitra. Lalao hifanandrinana amin’ ny Club Desportivo Da Lunda Sul. Miisa 28 ireo handrafitra ny delegasiona malagasy, hanafika atsy Angola. Ao anatin’ny tsipika mahitsy farany amin’ny fanomanana ny dingana savaranonando hiadiana ny amboaran’ny Kaonfederasiona, ankehitriny, ny Elgeco Plus […]
INDRAY MIJERY
Mitohy hatrany ny fanomezana fiofanana ataon’ny Fitaleavana misahana ny fampiofanana sy ny fanamafisana ny fahaiza-manao eo anivon’ny Fitaleavana ankapoben’ny fampiroboroboana ny fampananana asa. Manomboka ny tapaky ny volana septambra no hanatontosana izany ho an’ireo izay liana . Tafiditra amin’ny tetikasa «Vinanasa mendrika» ny fanomezana fiofanana. Nanamafy ny fahalalana mahakasika ny […]




