Misokatra ho an’ireo ankizivavy 11-13 taona ny fandraisana anjara ho mpikambana handrafitra ny ekipam-pirenena Robotikoo Girls, amin’ny fifaninana Starship Girls’ Firefighting. Hetsika atao mandritra ny Festival international robotex any Tallinn Estonia, ny 6-7 desambra 2024. Fifaninanana mandrisika ny fahaiza-manao mahomby amin’ny fampiasana robot ny Starship Girls’ Firefighting. Sivana apetraka ny fahaizana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampandrosoana: avy amin’ny indostria ny 16% ny harinkarena faobe
Miantoka ny fampiroboroboana ny toekarena eto amintsika ny sehatry ny indostria. Sady miteraka asa isan-karazany izy no mandray anjara 16% amin’ny fampandrosoana ny harinkarena faobe. Mandray anjara betsaka amin’ny fampiroboroboana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny indostria. « Anisan’ny manorina asa maro sy maharitra eto amintsika izy io », hoy ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Hampiakarina ho 10 tapitrisa dolara ny tanjon’ny Fondation Tany Meva. Tetibola hampiasainy, ao anatin’ny drafitrasa amin’ny taom-piasany mandritra ny 5 taona, io. Mamatsy vola ny tetikasa eny ifotony ity fikambanana ity, miaraka amin’ny fanohanan’ny mpiray miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika (PTF) aminy samihafa eto an-toerana. Anisan’ny tanjona ny hanarenana ny ara-tontolo […]
Jirama: Tsy hiakatra ny vidin-jiro
Mitaintaina ny mpanjifa sao mety hisondrotra ny saran’ny fakitoran’ny Jirama, indrindra ny herinaratra. Nitondra fanazavana ny Praiminisitra, Ntsay Christian, omaly, fa tsy vahaolana izany fisondrotana izany ho an’ny besinimaro, satria efa sahirana ny isan-tokantrano. Nomarihiny kosa anefa, fa misy ny fanitsiana, ary hisy ny fifampiraharahana amin’ny Vondron’ny mpandraharaha (ny Gem, […]
Tany Meva: hohatsaraina ny fomba fitantanan’ny fikambanana eny ifotony
Natao sonia omaly, ny fifanarahana eo amin’ny Fondation Tany Meva sy ireo fikambanana ifotony (OC) misehatra amin’ny tontolo iainana. Miara-miombon’antoka amin’ny fifanarahana ihany koa ny MNP sy ny ONG Fanamby. Mifantoka amin’ny fanamafisana sy fanatsarana ny fitantanan’ny Fikambanana ifotony (OC) ny fifanarahana. Tafiditra ao anatin’ny fanohanan’ny Tany Meva ny fanatanterahan’ny […]




