Araka ny vaovao nampitan’ ny loharanom-bavao iray avy eo anivon’ny klioba Elgeco Plus, ny 18 aogositra izao ity ekipa ity no hanainga eto Madagasikara ho any Luanda. Raha ny fanazavana voaray hatrany, hanao “escale” ao Addis-Abeba izy ireo ary ny 19 aogositra vao hamonjy an’i Angola. Tsiahivina fa hiatrika ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tsipy kanetibe – «Mada 2024»: hiatrika ny «Tournoi de St Pierre» i Drogba sy i Misa
Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara ho an’ny olon-droa miaraka, lehilahy, eo amin’ny taranja tsipy kanetibe ny ekipan’ny Mama. Norombahin-dry zalahy, araka izany, ny tapakila handehanana atsy La Réunion. Tontosa ny faran’ny herinandro lasa teo, teny amin’ny Kianja Tongarivo, ny fifaninanam-pirenena taranja tsipy kanetibe, ho an’ olon-droa. Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara, ny […]
Indray mijery
Nampahafantarina nandritra ny fananganan-tsaina nataon’ny mpiasan’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, omaly, fa efa misokatra ny Ivontoeram-pampianarana teny anglisy CNELA (Centre national d’enseignement de la langue anglaise) any Toamasina. Manampy ny iray efa miorina sy mampianatra eto Antananarivo. Ampiofanina ireo rantsa-mangaikan’ny Ofisy nasionaly misahana ny fisorohana ny voina […]
Fanaovana yoga: azo hifehezana ny rarintsaina
Azo hifehezana ny rarintsaina (stress) ny fanaovana yoga. Fomba efa manomboka mahazo vahana eto amintsika. Fomba fanao indianina ny yoga izay anisan’ny fitsaboana vatana no sady fanatanjahantena koa. Mampiasa ny fahaiza-miaina (respiration) sy ny fahafahana manetsika vatana (souplesse). Manampy amin’ny fifantohana ny yoga ary azon’ny olona rehetra atao manomboka amin’ny […]
BEN’NY TANANAN’Imerintsiatosika: nanasongadina ireo seha-pampandrosoana
Hetsika maro sosona no hita teny amin’ny kaominina Imerintsiatosika, omaly, izay notarihin’ny ben’ny Tanàna Andriambolanarivo Parisoa. Nisongadina, tamin’izany, ny fizarana karatany faobe natao tamin’ireo fokontany 9, anisan’ny mandrafitra ny kaominina. Fanamorana ny fisitrahana ara-dalàna ny tanin’ny tantsaha ny karatany. Efa maherin’ny iray alina no vita sy nozaraina. Mizaka irery ny […]




