Auteur/autrice : Adnews

Ambanja: Congolais enina tra-tehaka

Congolais miisa enina nosamborin’ny zandary tao Ankatafahely, kaominina Ambanja, ny 2 aogositra teo. Nipetraka tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray tao an-toerana izy ireo. Nikasa hiondrana antsokosoko hihazo ny nosy Mayotte. Nanao ny fisavana ny mpitandro filaminana ka tsy nahitana antontan-taratasy mazava teny amin’izy ireo. Renim-pianakaviana iray, 35 taona, niampy ireo […]

Ambatoroka: nipotsaka ny atidohan’ilay mpitondra moto

Nandriaka ny ra! Niparitaka teo amin’ny arabe ny atidohan’ny lehilahy iray nitondro moto voahitsaky ny kamiao teo Ambatoroka, omaly. Voahitsaky ny kamiao, niparitaka tamin’ny ara­be ny atidohan’ny raim-pianakaviana iray tra-doza teny Ambatoroka, Boriborin­tany faharoa, omaly tolakandro. Saika isan’andro tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana ateraky ny fandehanana mafy sy ny tsy […]

Pétanque – Tournée estivale: les 4 équipes malgaches au Supra­national de Puy-en-Velay

Le Supranational de Puy-en-Velay, de renommée internationale, accueille ce week-end près de 450 triplettes, dont quatre équipes malgaches en pleine tournée estivale en France. Ce tournoi prestigieux parmi les circuits majeurs mondiaux, représente une étape clé pour ces équipes qui cherchent à s’imposer sur la scène internationale. La Fédération Sport […]

Tunisie – Championnats d’Afrique de karaté: Madagascar aligne sept combattants Cadets et Juniors

Après l’entrée en lice des grands, honneur aux petits. Les karatékas des catégories cadets et juniors disputeront à leur tour le championnat d’Afrique du 2 au 8 septembre en Tunisie, après les seniors aux championnats d’Afrique de l’Est à Madagascar, aux Jeux africains à Accra et au karaté 1 Série A […]