Auteur/autrice : Adnews

Fantina s fintina

Mitaky ny hanadihadiana ny tale kabinetra teo aloha, eo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika, Andrianarisoa Romy, ny depiote Randrianasoloniaiko Siteny. “Tokony hotanterahina eto Madagasikara izany rehefa nohelohin’ny fitsarana britanika izy satria raharaha kolikoly sady tratra ambodiomby”, hoy izy. Navoakan’ny depiote Ratsiraka Roland tao amin’ny pejy facebook fa maro ireo mangataka azy […]

Valala any an-danitra

Amin’ity herinandro ity, hono, amin’ny herinandro ambony, hono! Asa izay marina fa dia samy manana ny filazany ny olona mahakasika ny ho fijoroan’ny governemanta vaovao. Ny azo antoka, efa tsy ho ela satria eto Madagasikara ny filohan’ny Repoblika. Izy izay tompon’ny teny farany amin’ny zava-drehetra. Raha ny tsilian-tsofina re, anatin’ny […]

Kolikoly eto Madagasikara: lohalisitra ireo minisitera fototra

Namoaka ny tatitra fanaony isan-taona ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly, Bianco, omaly. Toy ny mahazatra, ireo minisitera fototra no tena aharaisana fitarainana maro. Tontosa, omaly, teny amin’­ny foiben’ny Birao mahaleotena miady amin’­ny kolikoly (Bianco), Ambohibao, ny lanonam-panjakana nanolorana ny tatitry ny asa vita momba ny ady amin’ny kolikoly nandritra […]

Teslatra

 Hitan’ny fokonolona nanao fanadiovana tao anaty tatatra ny fatin-jaza iray, teo Anosizato-Atsinanana, omaly. Mbola nisy tadim-poitra io zaza io saingy efa simba tanteraka. Ahina ho narian’ny reniny izy. Mandray an-tanana ny fanadihadiana ny polisim-pirenena eo anivon’ny CSP5. Niara-maty novonoin’ny olon-dratsy ny mpivady mpiambina tanàna tao amin’ny fokontany Ambatolambo, kaominina Mananjary, […]