Sady mpampirafy no mpamono olona! Nosamborin’ny zandary ny lehilahy iray nanakenda ny vadiny tamin’ny lambahoany. Niray tsikombakomba tamin-drangahy ny vadikeliny. Voasambotry ny zandary ny faran’ny herinandro lasa teo ny raim-pianakaviana iray, tany Miantsoarivo, distrikan’Arivonimamo. Voampanga ho namono nahafaty ny vadiny izy sy ny vadikeliny. « Efa niaiky ny helony izy […]
Auteur/autrice : Adnews
Protection des albinos: 52 enfants placés dans un centre
Le centre d’éducation « Sekoly mampiaty Farafangana (Semafa)dans la région Atsimo Atsinanana, accueille actuellement 2 enfants albinos victimes de persécution, dont 30 issus des régions Vatovavy et Fitovinany, 10 de Vangaindrano et 12 de Farafangana. «Leur persécution est malheureusement toujours d’actualité dans ces régions», déplore le préfet de l’Atsimo Atsinanana la […]
IO VACANCES MAHAJANGA 3
Ode aux vacances, le temps suspend son vol à Majunga
CNEC : Ambatolaona Zandary 69 nahazo “brevet”
Nifarana omaly ny fiofanana «Commando Apinga» nataon’ireo zandary teo anivon’ny FIGN sy ny GSIS Ivato, teny amin’ny foibem-pirenena fiofanana «Commando Ambatolaona na CNEC, an’ny Tafika Malagasy eo anivon’ny Bataillon voalohan’ny mpilatsaka an’elonaina. Misokatra ho an’ireo hery rehetra amin’ny famolavolana ireo mpitandro filaminana ho lasa Commando ny CNEC Ambatolaona. Araka izany, […]
Fofifa : mitaky ny hialan’ny tale jeneraly ireo mpiasa
Tapitra ny fe-potoana 72 ora nomen’ireo mpiasan’ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) hialan’ny tale jeneraly am-perinasa. Miroso amin’ny fitokonana faobe ireo mpiasa. Mitokona sy mitaky ny fanesorana ny tale jeneraly am-perinasa ny Foibem-pikarohana ampiharina amin’ny fampandrosoana eny ambanivohitra (Fofifa) ireo mpiasa manerana ny Nosy taorian’ny fe-potoana 72 ora […]




