Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Niakatra 22,64% ary mihoatra ny salan’isa eto Afrika ny vokatra azon’i Madagasikara tamin’ireo tetikasa novatsian’ny Banky iraisam-pirenena ho an’ny taona 2024. Navaozina ny fitantanam-bolan’ireo tetikasa ka nahazoana izao vokatra izao. Tsiahivina fa 14%ny salan’isa azontsika tamin’ny taon-dasa. Afaka misitraka ny fandaharanasa Fihariana avy amin’ireo banky mpiara-miombon’antoka aminy ireo orinasa madinika […]

Fivoriambe COP: firenena hitondra vahaolana i Madagasikara

Miisa telo ny fivoriambe faratampony iraisam-pirenena mahakasika ny tontolo iainana (COP) ho hatrehin’i Madagasikara amin’ity taona ity. Voakasin’izany ny COP 16, mahakasika ny karazan-javamananaina, hatao any Colombie (21Okt-11 Nov), ny ady amin’ny fiovan’ny toetr’andro COP 29 hatao ny (11 Nov-24 Nov) any Azerbayjan ary ny ady amin’ny fiatrehana ny tany […]

Fanondranana antsokosoko : manara-maso ny sisintany ny ladoany

Manao hetsika fanaraha-maso ny sisintanin’i Madagasikara ny Fadintseranana malagasy. Anisan’ny tanjona ny ady amin’ny fanondranana antsokosoko. Nanatontosa fitsirihina fanaraha-maso ny sampandraharahan’ny fadin­­tseranana (DGD) ny fa­ran’ny herinandron’ny volana jolay teo. Natomboka tany amin’ny tapany avaratra andrefan’i Madagasikara, izay notarihin’ny tale jeneraly (DG) sy ny talen’ny Fanaraha-mason’ny ladoany ary ny mpiara-miasa ao […]

AGOA : les réponses aux questions brulantes

Lors de la conférence de presse numérique clôturant le forum de l’AGOA, Constance Hamilton, Représentante adjointe des États-Unis au Commerce extérieur pour l’Afrique, et Joy Basu, Secrétaire d’État adjointe aux Affaires africaines du Département d’État, ont répondu aux questions des journalistes. Ils ont abordé des préoccupations allant de la perte […]

Fifidianana ben’ny Tanàna : hanomboka ny 12 aogositra ny fametrahana ny dosie

Efa nanolo-kevitra momba izany ny eo anivon’ny Ceni ka tokony hanomboka ny 12 hatramin’ny 26 ao­gositra ny fametrahana ny dosie ho an’ireo kandidà. Hi­voaka ny 5 septambra ny lisitr’ireo voatana ho mpifaninana ho ben’ny Tanàna sy ny mpa­nolon­tsain’ny Tanàna. Ha­nom­boka ny 12 septambra hatramin’ny 12 oktobra ny famoahana ny lisitr’ireo […]