Auteur/autrice : Adnews

“Carrefour de la Formation des Métiers et de l’Emploi 2024” : Tanora 8000 andrasana hitady asa sy fianarana

Hotanterahina etsy amin’ny Alliance Française d’An­tananarivo Andavamamba, ny 6 hatramin’ny 10 Aogositra izao, ny “carrefour de la formation des métiers et de l’emploi”, andiany fahavalo. He­tsika hiaraha-miasa sy tohanan’ny Telma Madagascar. Mahatratra 500 000 ireo ankizy mitady asa sy fianarana isan-taona eto Madagasikara. «Tanora manodidina ny 8000 no andrasana hitsidika […]

Voatoraka “lacrymogène”: mpianatry ny Politeknika, maratra mafy!

Andro fahatelo amin’ny fitakiana ataon’ny mpianatra, omaly. Nisy ny naratra ho an’ny andro roa voalohany, fa mafy kosa ny fiantraikan’ny lacrymogène tamin’ny mpianatra iray voatery nentina haingana teny amin’ny HJRA. Mitohy ny hetsika hoy ny mpitarika. «Mpianatra eny amin’ ny politeknika Vontovorona no voan’ny lacrymogène notifirin’ny mpitandro filaminana teo amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Olombelo Ricky Accoustic Band, any amin’ny B Live Club Antsirabe. Handray ny “Manala azy” amin’ ny endriny mifanakaiky kokoa ireo mpankafy any Vakinankaratra, anio manomboka amin’ny 8 ora alina. Ho vahinin’ny Olombelo Ricky hatrany ireo namany efa ela nihetezana teo amin’ny mozika, Sylvin Marc sy i Edgard Ravahatra. “Samy mandeha, […]

Lalao Olympika: nampitolagaga ny maro ny seho nataon’ny Bloco Malagasy

Nanomboka omaly ary haharitra dimy andro ny fandraisan’anjaran’ny tarika Bloco Malagasy, amin’ny se­hatry ny zavakanto sy kolon­tsaina, mandritra ny Lalao Olympika atao any Paris, Frantsa. Ao amin’ny Site Cour­neuve no anatanterahina izany. Nampitolagaga ny va­hiny sy ireo mpandray anjara amin’ny lalao Olympika ny seho natolotr’ireto tovovavy malagasy mivondrona ao anatin’ny […]